Day: 27 septembre 2014

# Malaza Ampitatafika. 4×4 nidona tamin’ny pôtô, olona dimy naratra mafy. Omaly tokony ho tamin’ny 9 ora maraina teo no nitranga ny loza teny amin’iny lalam-pirenena voalohany iny. Fiara tsy mataho-dalàna iray no nitrongy andrin-jiro ary niafara teny an-tanimbary, teny Malaza Ampitatafika. Olona dimy tao anatin’ilay fiara ity no nitondra fahavoazana avokoa, satria dia naratra…

Délestage : Grogne des Tananariviens

Retour en force du délestage dans tout Tanà. Pendant quelques heures par jour et par secteur, le courant est coupé. Et pas à cause d’un problème technique de la Jirama. « C’est injuste. Nous n’habitons pas à l’étranger, nous n’avons de maison ailleurs, nous résidons à Antananarivo, pauvres citoyens que nous sommes. Alors un peu de…

Général Paza Didier Gérard : « Pas de place pour les brebis galeuses dans la Gendarmerie »

Présent à la célébration hier du 65e anniversaire de la République Populaire de Chine à Nanisana, le Secrétaire d’Etat à la Gendarmerie nous a accordé une petite interview, entre un verre de jus et un morceau de « koba » façon chinois. Exécution sommaire dans le District de Beloha Androy (Androy) ; braquage d’un hôtel à Brickaville ; kidnapping…

Le président Hery Rajaonarimampianina, garant de l’unité nationale, a eu raison de prendre en main la réconciliation nationale. Le moment semble être venu de réaliser un grand pas dans ce sens. La plupart des efforts qui ont été déployés auparavant n’ont jamais abouti. A cause des obstacles sur leur chemin. Il peut s’agir de susceptibilité…

Omaly maraina tokony ho tamin’ny 6 ora, nisehoana lozam-pifamoivoizana tany Moramanga. Mpitondra cyclo pousse iray no voadonan’ny lamasinina. Maratra mafy tokoa izy ary mbola manaraka fitsaboana eny amin’ny hopitaly hatramin’izao. Ny vaovao voaray no nahafantarana fa avy any amin’iny lalam-pirenena faha-44 iny ilay posy ary hihazo ny “passage à niveau”. Asa izay nahavariana an’ilay mpamily…

Maty tsy tra-drano i Vololona, naratra mafy i Berthin ,avotra kosa ny ain’ilay vazaha. Io no tranga nisy tany Faradofay, ny zoma teo. Ny tendrombohitr’i Pic Saint Louis, malaza amin’ny toeram-pitsangantsanganana. Masiaka amin’ny tsy fandriam-pahalemana. Manaporofo izany ny fanafihana nitranga ity. Vao tonga teny amin ny toerana hitsangantsanganana dia raikitra ny sakoroka. Langilangy no nitsena…