Day: 27 septembre 2014

Raikitra ny sakoroka teo amin’ny samy mpivaro-kena teny Analakely, afak’omaly hariva. Vokatr’izany, olona iray 26 taona no voan’ny antsy teo amin’ny lohany. Voalaza fa lasa lalina ny dian’antsy, satria niseho mihitsy ny taolan-doha. Novonjena nentina avy hatrany tany amin’ny hopitaly Ampefiloha izy ary mbola manaraka fitsaboana amin’izao. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa nisy ny fifamaliana…

Herinandro androany no nahavitan’ny fanamasinana ny fanambadian’i Andry, mpanao gazety solontenan’ny Midi Madagasikara any Antsirabe, sy i Nancy izay nofidian’ny fony ho namany amin’ny fiainana. Teny amin’ny Katedraly Saint Laurent Ambohimanoro no natao ny fanamasinana ny faha-20 septambra. Taorian’izany, nisy ny lanonana nanasan’izy mivady ny havana aman-tsakaiza sy ny mpiara-miasa teny amin’ny Batou Beach Ambohimanambola.…

Nitrangana fanafihan-jiolahy indray omaly alina teny amin’ny faritra 67 ha Atsimo Toeram-pivarotana telo nifanila, izay samy amoron-dalana, no lasibatra nasesin’ny jiolahy norobaina. Tranom-barotra ny roa ary fivarotana fahana sy fandefasam-bolan’ny Aitel ny iray. Tsy nisy naheno ny zava-nitranga tamin’io alina io, hoy ny teny amin’ny manodidina, fa ny trano efa nibanaka ny maraina no nanaitra…

Bonne nouvelle pour les inconditionnels de série ! Dès demain, Sheldon et compagnie sont de retour sur CANAL+serie dans la saison 8. Réconciliant le format de la sitcom et la culture geek, The Big Bang Theory, dès sa première saison a été une réussite. C’est à partir du schéma narratif particulièrement simple de la sitcom basé…

« Mercure » sandoka, fanafihana mitam-piadina ary resaka vola sandoka. Tambajotra iray manontolo mihitsy no ravan’ny zandary ny sabotsy lasa teo teny Ambohidratrimo. Olona 11 mianadahy no voarohirohy tamin’izany. Tato ho ato tokoa izay dia saika nandrenesana fanafihana mitam-basy iny faritra Ambohidratrimo sy ny manodidina iny. Raha mbola teo am-panomanana ny mety ho manaraka anefa ireo andian-jiolahy…

Dans le cadre de la célébration de la Journée Mondiale du Tourisme qui se déroule à Nosy –Be, la compagnie aérienne Air Madagascar effectue une promotion. Il y aura ainsi diverses offres sur les vols reliant Nosy-Be et Antananarivo ainsi que le long-courrier Europe et Asie. Toutes ses offres en promotion sont lancées depuis hier…

Prévu, hier, le verdict du député MAPAR élu dans la région Vakinankaratra ne sera connu que le 10 octobre prochain. Faut-il rappeler qu’il a été condamné au tribunal de première instance, il a interjeté appel. Toujours est-il que le procès de cet élu a été renvoyé six fois de suite. Un procès qui aurait dû…