Day: 29 septembre 2014

« Accidents » : Olona sivy maty, am-polony maro naratra mafy

Faran’ny herinandro mainty indray iny nivalona iny. Olona enina be izao no matin’ny lozam-pifamoivoizana teny amin’ireo làlam-pirenena manodidina an’Antananarivo, raha am-polony maro no naratra. Ankazobe. Fiara « taxi-brousse » iray no niharan-doza tamin’iny lalam-pirenena faha-4 iny, teo amin’ny tanàna antsoina hoe Andoharano-Ankazobe, ny sabotsy maraina teo. Mpandeha telo tao anatin’ity « taxi-brousse » ity no maty tsy tra-drano vokatr’izany…

PAC : Plus de 500 patients soignés

L’organisation mondiale des médecins à travers le monde, dont le siège se trouve à Ryad en Arabie saoudite, a effectué une visite dans la Grande Ile du 12 au 20 septembre dernier. La délégation est composée de médecins spécialistes de différentes nationalités notamment de Saoudiens, Tunisiens, Soudanais et Philippins. Une visite que cette ONG a…

67 Ha Avaratra : Zaza roa taona namidin-jokiny telo alina ariary

Fahasahiana tsy misy ohatr’izany ny an’ity zazalahy 11 taona, iray amin’ireo ankizy mpirenireny sy mpangataka etsy amin’ny 67 ha Avaratra Atsinanana, eo amin’ny « arrêt bus » akaikin’ny « parking », tsy tahotra sy henatra fa sahiny namidy telo alina ariary tamin’ireo olona sendra nandalo teo nangatahany sy mpiandry taxibe sasany, ny zandrikeliny vao roa taona latsaka kely monja…

Omaly alahady, raha lasa nandeha nivavaka ny tompon’ny trano iray teny amin’ny faritr’Alasora, novakian’ny sasany ny tranony. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa nisy nahita ny nanaovan-dry zalahy izany. Roa lahy izy ireo ary voalaza fa eo amin’ny 17 taona eo, izany hoe tsy mbola ampy taona. Sendra ny tsy nampoiziny ry zalahy, ka tratra teo…

Education et nouvelles technologies : Un réel besoin d’harmonisation

Le programme EDUCMAD a réuni autour d’un même plateau, avant-hier au Live Hôtel Andavamamba, des spécialistes des sciences de l’éducation, des nouvelles technologies de l’information et de la communication et divers autres acteurs pour débattre de la place du « cloud » dans l’avenir de l’éducation à Madagascar. D’un côté, une explosion démographique dans le système éducatif…

Nanomboka ny asa sosialy ataony ny fikambanana L.A.F.A.(Longo Avoty ny Faritra Anosy).Ny zoma teo no nizara ireo fitaovam-pianarana hoan’ireo zanaky ny sahirana amin’ny fivelomana ity fikambanana iray ity. Misy roan-jato mianadahy no notolorana ireo fitaovana ireo. Fitaovana toy ny kahie, stylo, ary kojakoja maro samihafa. Kaominina dimy no iasan’ny fikambanana fa ny telo amin’ireo no…