Day: 30 septembre 2014

#-Tsaratanana. Rangahy maty vohitsaky ny kamiô. Nisehoana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tany Tsaratanana ny zoma hariva lasa teo. Lehilahy iray 50 taona no maty nohitsahin’ny kamiô teo amin’ny lohany. Araka ny fantatra dia efa voadonan’ny fiara tsy fantatra izy talohan’io ary niakarapoka teo amin’ny arabe. Tsy nahita izany kosa ity kamiô nandalo ity ka nanitsaka azy, izay…

France Volontaires Madagascar : 4eJournée du volontariat français, ce week-end

Les 3 et 4 octobre 2014. Dates à retenir pour la 4e édition de la Journée du Volontariat Français, organisée par France Volontaires dans un objectif de présentation et de valorisation des engagements volontaires des Français à Madagascar. L’Institut Français de Madagascar abritera pendant ce week-end plusieurs manifestations, dans une optique de création d’un cadre…

Raikitra ny ady teo amin’ireo mpirahalahy am-panambadiana, teny Antsalova Antohomadinika. Vokany, maty voatsatoka angady teo amin’ny lohany ny iray. Izay fototra nahatonga ity ady ity tsy dia fantatra loatra fa araka ny vaovao voaray, mamomamo ny iray. Rehefa voan’ny angady ny iray dia noezahina nentina teny amin’ny hopitaly Ampefiloha ho tsaboina, tsy tana ihany anefa…

Saika tsy ampy taona avokoa  ireo mpanao sinto-mahery sy mpangarom-paosy eny amin’iny faritra Analakely iny. Porofon’izany ireto saron’ny pôlisy ny zoma lasa teo, nandritra ny hetsika ho famongorana ireo mpangarom-paosy sy mpanao sinto-mahery nataon’ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny boriborintany voalohany. Olona enina mianadahy no voasambotra tamin’izany, ka tafiditra ao anatiny ireo mpangalatra sy mpandray…

MamyFreddy Andriamalala, docteur (PhD) en Sciences politiques (politiques publiques), diplômé de Recherche en Economie du développement et non moins Professeur d’Administration publique et d’Economie publique au département Economie de l’Université d’Antananarivo, nous livre une analyse économique et politique sur la Cogestion des îles éparses. Interview. Quel est le fondement technique  du débat sur la cogestion…