Month: septembre 2014

Alors que jeudi et vendredi ont été animés par l’invasion des criquets, deux jours après, beaucoup continuent encore à en manger. Malgré les préventions, voire interdiction quant à leurs consommations, les Tananariviens semblent ne pas en tenir compte. Dans les allées des marchés de quartier, on en vend, par brochettes et par tas. Cuisinés en…

Jiolahy efatra nitondra famaky sy antsy lava no tonga nanafika tokantrano iray tao amin’ny fokontany iray antsoina hoe Imady, distrika Miarinarivo. Ny maraim-ben’ny asabotsy tokony ho tamin’ny iray ora sy sasany maraina no nisehoan’ity asan-jiolahy ity. Lasa ny vola mitentina fito tapitrisa ariary raha araka ny fanazavana azo avy amin’ny mpitandro ny filaminana. Nampiasa herisetra…