Day: 11 octobre 2014

Ecoles primaires publiques : Les kits scolaires bientôt distribués

Les kits scolaires parviendront durant les prochaines semaines, aux élèves des écoles primaires publiques malgaches. Trois millions de kits scolaires seront distribués, cette année, aux élèves des écoles primaires publiques (EPP). Arrivée à Antsiranana, une première livraison de ces kits scolaires a été réceptionnée officiellement lundi dernier. Une partie de ces nouveaux kits scolaires, ainsi…

« Ny sasany aza maniry mafy ny hanana, ny an’ireo nahazo indray ve no nahavitana habibiana », saika izany avokoa no ambetin-tenin’ireo izay nahita ny zava-niseho rehetra. Zazakely vao teraka no hitan’ny olona tany anaty tanimbary, teny Amberivatry Itaosy, omaly maraina. Raha ny vaovao voaray avy amin’ny mpitandro filaminana dia ankizy handeha hilalao teny an-tanimbary no nahatsikaritra…

Notre confrère Didi Ratsimbazafy, de son nom de plume Didi R., a déposé hier ses dossiers de candidature pour l’élection du Vice-président de l’Ordre des Journalistes de Madagascar (OJM), pour le compte de la Province d’Antananarivo. Président du Réseau des faits-diversiers et investigateurs de Madagascar (RFDIM) regroupant des journalistes télévisions, radios, presse écrite et du…

Le pays se dirige-t-il vers une nouvelle convention ?  Depuis quelques jours,  « la convention du 14 octobre » alimente les conversations du public. Mais en fait, n’est-ce qu’une rumeur ou existe-t-elle réellement. Des politiciens la redoutent parce qu’ils ne sont pas dans le coup. Ils n’ont pas reçu d’invitation à ce rendez-vous qui leur semble pourtant…

Nampiaka-peo ary tonga hatrany amin’ny fitoriana ny fianakavian’ilay lehilahy voalaza fa adala, maty noho ny fitsaram-bahoaka teny Ankazomanga ny 22 septambra lasa teo. Vokatr’izay, olona efatra, voatondro ho isan’ireo nandray anjara tamin’ny famonoana no natolotra ny Fampanoavana ary nalefa avy hatrany any am-ponja, miandry ny fotoam-pitsaràna azy, omaly. Araka ny fantatra, dia raha vao nipetraka…

Lehilahy telo indray no voasambotry ny polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina etsy Anosy, omaly 09 oktobra 2014, tamin’ny toerana roa samihafa. Ny voalohany dia teny Tsiadana. Lehilahy iray antsoina hoe R. Jean Gilbert, 37 taona, tratra teo am-pivarotana rongony tao an-tranony tokony ho tamin’ny 11 ora antoandro. Rehefa nosavaina ny tranony dia nahitana rongony…