Day: 16 octobre 2014

Matetika itrangana vono olona   ao amin’ny koaminina Ankazomiriotra tato ho ato. Lehilahy iray mantsy no maty novelesina tamin’ny tavoahangy,  tamin’ny herinandro lasa teo. Olona tsy nanampo na inona na inona ity namoy ny ainy tampoka ity. Nipetrapetraka teo amoron-dalana izy no nisy lehilahy iray mamo nitondra tavoahangy ka nively azy tamin’izay teo amin’ny lohany. Tsy tana intsony…

Les Etats-Unis, la France, l’Union européenne et l’Union africaine ont tous condamné les propos tenus par l’ancien président, lors de la conférence de presse qu’il a tenue en son domicile le 13 octobre dernier. Au vu de ces différentes déclarations, l’ancien président semble être lâché par la communauté internationale. Le cas de Marc Ravalomanana focalise…

Nivoatra ny raharaha taorian’ny nahitana ilay ankizy vavy kely tapa-doha teny Ambatolampy Tsimahafotsy. Amin’izao fotoana izao, vehivavy iray no ahiana ho ao ambadik’ity famonoana ity. Ny loharanom-baovao hatrany no ilazana fa niainga teny Soanierana ny raharaha  tamin’ny alatsinainy eo. Ny vaovao fantatra dia roa sosona ny tranga teny Soanierana tamin’ny andron’ny alatsinainy. Teo ilay ankizy…

Omaly tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany maraina tany ho any no hita faty tetsy Ampasika, ny lehilahy iray manodidina ny 34 taona. Efa nahitana fahasimbana ny razana ary ankevitry ny efa nilona rano ela. Omaly maraina, olona sendra niasa teny amin’iny ranon’Ikopa iny no nahita ity zavatra miendrika vatan’olona, nantsigevan’ny rano. Nitangorona ny…

Une nouvelle plate-forme dénommée « Vondrona Miaro ny Safidim-bahoaka sy ny ara-dalàna » vient de voir le jour, hier. Avec comme président, Rachid Mohamed. Mais l’on a remarqué également la présence d’Eric Rabearisoa, Horace Gatien, Organès Randriamihantarizaka et de Ngolo Gilbert. Selon son président, cette plate-forme est représentée dans les 22 régions du pays. Par ailleurs, face…

Raha variana tany amin’ny kidnapping ny filoha teo aloha ny besinimaro. Ny zandary tetsy Fiadanana kosa dia nisoko miadana nanohy ny fanadihadiana momba ny fakàna an-keriny tany Toamasina an’ilay teratany indopakistanais, Alek Owen. Nisy miaramila iray manamboninahitra lefitra nosamborina dia natolotra ny Fampanoavana ny alatsinainy teo. Naiditra eny Tsiafahy avy hatrany izy taorian’izay. Fantatra ihany…