Day: 21 octobre 2014

Ny taona 1970 no nitsangana voalohany teto Antsirabe ny orinasa Socolait tamin’ny alalan’ny Nestlé. Orinasa mamokatra sakafo azo avy amin’ny  ronono ny Socolait, vokatra azo tahirizana mandritra ny fotoana maro. Folo taona taty aoriana, namokatra lafarinana varimbazaha, farilac, ny orinasa ary tsy nitsahatra nivoatra ny zavatra novokariny nandritra ny taona maro nifandimby. Fantatra fa vao…

Fiscalité : Formaliser 70 % des activités pour augmenter les recettes de l’Etat

La formalisation du secteur informel est la  meilleure solution pour mieux remplir les caisses de l’Etat. Avec seulement 10 % du PIB, Madagascar dispose du taux de pression fiscale, l’un des plus faibles en Afrique. Une situation catastrophique due essentiellement au fait que le secteur informel domine très largement l’économie du pays.  Jusqu’à maintenant, l’activité…

Tsy tontosa ilay asa ratsy noho ny fahamailoan’ny tompon-trano izay niantso faran’izay haingana ny pôlisy eo amin’ny boriborintany voalohany, Analakely. Enin-dahy nanao saron-tava ary nitondra fitaovam-piadiana no tonga nanafika ilay tokantrano, raha araka ny fanazavana azo tamin’ny mpitandro ny filaminana. Nopoirin’ireo tamin’ny baramina ny varavarana ary efa an-dàlan’ny hiditra tao anatiny izy ireo no tonga…

Début de la saison 2013-2014 de « faribolona Sandratra ». Après une coupure de quelques mois, le « faribolana sandratra » reprend ses activités. Le cercle des poètes malgaches va inaugurer la saison 2013-2014 ce samedi 25 octobres au CGM. Une série de déclamations aura lieu à cette occasion et portera sur le thème «Karambolana ». Cet après-midi sera aussi…

Olona enina, isan’ireo atidoha mpikotrika ny fangalàna an-keriny tao an-drenivohitr’i Betsimisaraka tao sy teto Antananarivo no saron’ny pôlisy misahana ny heloka bevava ny herinandro lasa teo. Raha ny volazan’ireto farany tamin’ny mpanao gazety omaly dia anisan’ireo tao ambadika ny fangalàna an-keriny an’i Owne Alek ireto tambajotran-jiolahy ireto. Tratra niaraka tamin’izy ireo ihany koa ny  « ody…

Peinture : Commémoration du trentième anniversaire de la mort de Joseph Ramanakamonjy

C’est l’un des géants de la peinture malgache et trente ans après sa mort, cette commémoration permet de découvrir son génie. Depuis vendredi dernier, les amateurs de peinture se pressent à cette exposition qui permet de découvrir ou de redécouvrir ce portraitiste et paysagiste au talent incomparable. Joseph Ramanakamonjy s’est  éteint le 22 octobre 1984…