Day: 31 octobre 2014

Mpifoka sy mpivarotra rongony : Olona 13 no voasambotra

Noho ny ezak’ireo mpitandro filaminana miady amin’ny zavamahadomelina, dia olona 13 be izao no indray voasambotry ny pôlisy ny alarobia  teo, teny Ambohijafy Fenoarivo sy  Tanjombato. Mbola tovovavy kely tsy ampy taona ny iray tamin’izy ireo; izay tratran’ireo mpitandro filaminana nivarotra rongony teny Tongarivo. Tamin’ny fanadihadiana natao tamin’ity farany dia nilaza ho tsy mahafantatra ny…

Faisons un tour dans l’actualité!  Les communales n’auront plus lieu cette année. Les sénatoriales non plus. A défaut de grands électeurs, la Haute Cour Constitutionnelle n’en pouvait plus d’attendre un Senat qui ne verra  le jour que l’année prochaine. Elle a décidé sans les deux membres qui  manquent encore à sa composition, de choisir parmi…

Le président du FFM, le général Sylvain Rabotoarison, effectue actuellement une mission à l’extérieur, plus précisément au Togo. Par ailleurs, d’autres membres du Conseil pour la Réconciliation Nationale sont en visite en Afrique du Sud. Ils vont probablement s’informer sur les expériences de ces pays, en matière de réconciliation nationale, notamment pour le pays de…

Mpampianatra FRAM avy any Ampotaka, ao anatin’ny kaominina ambanivohitra Mandoto maty teo amoron’ny arabe manamorona ny lalam-pirenena faharoa, ny marainan’ny 30 oktobra tokony ho tamin’ny iray ora, raha iny efa tsikaritry ny olona nanakaiky azy fa nitaraina fa noana izy ary nisotro rano no nahitana azy, nanomboka teo no nianjera izy ary niafara tamin’ny fahataperan’ny…

Tamin’ny fotoana nandosirany, nanapoaka basy ny jiolahy ary nandratra olona Omaly tokony ho tamin’ny 4 ora sy fahefany tany, bandy efatra nitondra basy no tonga nandroba tao amina mpamongady sady mpaninjara iray eny Ambohidahy Ankadindramamy. Nirefodrefotra ny basy tamin’izay fotoana izay. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa, tamin’ny fotoana nandosiran’ireo mpangalatra no nisy izany. Vokany olona…

Consternation dans le monde du basket-ball malgache après l’annonce de la mort de Depa, une figure bien connue du milieu pour avoir endossé à plusieurs reprises le maillot de l’équipe nationale et offert par la même occasion l’or des Jeux des Iles. Deparcoin Rakotomalala, son nom selon l’Etat civil, avait tout donné au basket-ball avec…

Lila Koumba Randriambololona :  « On m’a forcée à accuser mon mari »

Les larmes aux yeux, l’épouse de Jean Marc Koumba a exhorté Hery Rajaonarimampianina et Marc Ravalomanana à laisser de côté leurs orgueils. Cela fait déjà une semaine jour pour jour que Jean Marc Koumba et les quatre employés de l’Aviation Civile de Madagascar à Antsirabe, soupçonnés d’être impliqués dans le retour en catimini de l’ancien…