Day: 4 novembre 2014

Tamin’ny faran’ny herinandro teo no nosamborin’ny polisy avy ao amin’ny boriborintany faha-5 avy etsy Mahamasina ny mpanendaka iray antsoina hoe Lavakely. Efa ela no nikarohan’ny mpitandro filaminana azy io, saingy izay izy vao tratra. Vaovao avy amin’olona tsara sitrapo no nahafantarana fa teny amin’ny fiantsonan’ny taxi-brousse Fasan’ny Karàna izy no nisy nahita. Natao ny vela-pandrika…

Ny alarobia 22 oktôbra lasa teo no saron’ny mpitandro filaminana ny olona miisa fito tanaty taksibrosy, teo Antsirabe, rehefa nahazo vaovao avy amin’ny olona tsara sitrapo ny zandary. Nahatratrarana basy kalaky sy poleta, niaraka tamina bala telo ireto olona ireto. Raha ny voalazan’ireo zandary misahana ny ady heloka bevava etsy Fiadanana, nisahana ny fanadihadiana, omaly,…

Jeux Corporatifs Patrakala : Place à la dernière ligne droite !

Plus que trois jours pour s’inscrire aux Jeux Corporatifs Patrakala de ce week-end à Mahamasina. Une dernière ligne droite porteuse d’espoir dans la mesure où les habitués du rendez-vous vont encore se bousculer au portillon. Les Jeux Corporatifs Patrakala abordent cette semaine leur dernière ligne droite avec un optmisme bon teint. Prévisible en fait car…

Vitiviniculture : La concurrence déloyale règne

Un Consortium de Vitiviniculture Malagasy a été crée dans le but de développer la filière vitiviniculture. Il dénonce l’existence des opportunistes qui font introduire des vins importés à prix cassés au détriment des fabricants de vins locaux. La filière vitiviniculture n’arrive pas à émerger totalement à Madagascar. En effet, la concurrence déloyale règne. Ce qui…

Journée  bloquée : L’ONG FILONGOA SOA au diapason des actions citoyennes et civiques

Les membres fondateurs et du conseil d’administration de l’ONG Filongoa Soa dirigé par son président le Dr Landry Rabe ont organisé dimanche dernier une journée bloquée au Green club de Vontovorona. Ils ont défini à cette occasion la mise en oeuvre de leur plan d’action annuel.  Les membres se sont répartis en plusieurs commissions pour…

Ramatoa iray manodidina ny 30 taona eo ho eo no hita faty tao anaty lava-drano, omaly alatsinainy tokony ho tamin’ny 11 ora, tao Andranomadio Antsirabe. Nampivarohantsana ny maro ny nahitana ity vehivavy hita faty tao Andranomadio ity. Efa namoaka fofona mantsy ilay razana ary  manano sarotra ihany ny hamantarana ny endriny. Raha ny fahitana ny…