Day: 10 novembre 2014

Tranompokonolona Isotry : Le « sôva » dans toute sa splendeur

La 4e édition du festisôva, organisé par l’association Tamboho Be s’est tenue à la tranompokonolona Isotry samedi dernier et s’est porté sur plusieurs thèmes : la violence, la propreté et la grossesse précoce. Des thèmes spécialement choisis pour leur pertinence. Initialement prévu à 26, le nombre des groupes participant a finalement été réduit à 19. « Le…

Nisehoana fanafihan-jiolahy nisesisesy teny Ivato tato ho ato izay. Ny sabotsy teo, tokony ho tamin’ny 6ora sy sasany hariva, ramatoa iray avy nivarotra no nosakanana jiolahy miisa enina, nirongo basy poleta, raha iny an-dalana hamonjy ny fodiany iny ity ramatoa ity. Lasan’ireo olon-dratsy tamin’izany ny vola mitentina efatra hetsy ariary niaraka tamin’ny firavaka vitsivitsy teny…

Taorian’ny nahitana fatin’ ankizy vavy kely 4 taona, tsy misy lela sy maso ary atidoha. Taorian’ny fitsirihana tsy maintsy nataon’ny mpitsabo, fantatra izao fa olona dimy voarohirohy amin’ity raharaha ity no voasambotra ary hatolotra ny fitsarana rahampitso talata. Mahoraka indray tato ho ato any amin’ny faritra Atsimo Andrefana ny halatra taova. Ny marain’ny alarobia teo,…