Day: 11 novembre 2014

Le placement en résidence surveillée de Marc Ravalomanana fait aujourd’hui  un mois jour pour jour.  Exilé en Afrique du Sud durant cinq ans, l’ancien président de la République ne  s’attendait certainement pas à se retrouver exilé de nouveau  dans son pays. Marc Ravalomanana  est privé de liberté de circulation sous la formule placé en résidence…

Le théâtre dans toute sa splendeur ! Durant quatre jours successifs, du 10 au 13 décembre « l’Actu » ou Association Culturelle de théâtre universitaire offrira deux représentations sur le campus universitaire d’Antananarivo. « Le mariage forcé », comédie-ballets de Molière, sera ainsi repris par les étudiants de l’Actu. « Paroles brûlées » sera également l’honneur. Il s’agit…

Saron’ny zandary avy ao amin’ny zana-tobim-paritra Andranomanelatra ny andian-jioalahy nampihorohoro ny mponina tamin’ny resaka vaky trano. Sesilany ny vaky trano tao amin’ny kaominina Andranomanelatra nandritra ny fotoana maromaro lasa izay. Tokantrano maro no niharan’izany ary isan’ny voaroba tamin’ny fiandohan’ny volana novambra teo ny fiangonana FJKM ao Andranomanelatra. Manao latsak’alina ireo  jiolahy. Novakiany  ny fiangonana ary…

Nahavita ezaka lehibe ny zandary avy ao Ambohimangakely tamin’ny faran’ny heriandro teo. Jiolahy miisa fito no voasambotra tamin’izany.  Ny enina amin’izy ireo dia voarohirohy noho ny asa fanendahana amin’iny faritra Mahazo, Soamanandrariny ary Ambohimahitsy iny, ny iray kosa dia tratra am-bodiondry nandritra ny fanafihana nataony tao Ambohimahitsy ny alin’ny alahady farany teo. Ny asabotsy hifoha…