Day: 12 novembre 2014

Nisesisesy tato ho ato ao an-tampon-tanànan’i Toliara sy ny manodidina ny fanariana zazarano sy zazamenavava vao teraka. Afak’omaly vao naraina be, dia zaza vao teraka efa maty, natao tao anaty harona « sachet » no nisy nanary tao amin’ny « Jardin de la Mer » Amoron-driaka akaikina Ala honko. Olona sendra nandalo handeha hanao maloto vao mangiran-dratsy no nahita…