Day: 14 novembre 2014

Panoramique et gros-plan sur l’operation coup d’arret  Un grand Reportage de Latimer Rangers

Le Premier ministre Kolo Roger a regagné récemment à Amboasary-Sud afin d’assister à la cérémonie de ce que l’on a qualifié de « reddition des dahalo contre nourriture ! ». De nombreux observateurs avisés ne croient pas à cette farce qui relève plutôt de la mise en scène, sinon de la bouffonnerie. Certes, tout le monde est plus…

Omaly maraina tokony ho tamin’ny 7 ora, nisy lozam-pifampoivoizana niseho teny Anosimasina Itaosy. Taxi-be iray no nifaoka taxi sy sarety ary nifatratra tany amina trano fivarotana fanaka. Vokany, nisy olona vitsy naratra ka anisan’izany ilay mpamily ny taxi-be. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa, nitohana tsy nisy ohatran’izany ny làlana, sahala ny isan’andro. Asa izay niseho…

Basy Kalachnikov roa teo ampelan-tanana lehiben-dahalo nalaza ratsy tamin’ny fanafihana mitam-piadiana sy fandrobana ary vono olona sy fanolanana amina distrika maromaro any amin’ny faritra Atsimo Andrefana ; izay maty voatifitry ny mpitandro filaminana, no sarona tany amin’ny kaominina Beraketa Sakaraha, ny faran’ny herinandro teo. Raha ny fampitam-baovaon’ny mpitandro filaminana, dia isan’ny toerana fanadiovana omby halatra ny…

Efa saika mpitandro ny filaminana avokoa ankehitriny ny mpiambina ireo fivarotana karàna eto an-drenivohitra. Na manao fanamiana sivily aza izy ireo dia fantatra ihany, indrindra koa noho ny basy mibontsina ao anaty akanjony. Misandrahaka ny fiambenana, satria efa miitatra any amin’ny banky, ny fivarotan-tsolika samihafa ary koa ny fanarahana olon-tsotra mpanam-bola. Misy sampana roa an’ny…

Eo anelanelan’ny amin’ny efatra maraina, ka hatramin’ny dimy matetika no tena manao ny asaratsiny ny mpanendaka eo Analakely, fa tsy arakaraka eritreretin’ny maro hoe amin’ny alim-be. Niainga tamin’ny fahafantarana an’izany no nanaovan’ny pôlisy misahana ny boriborin-tany voalohany hetsika hamongorana azy ireo, ny alin’ny alarobia teo. “Efa nofantarinay mialoha avokoa ny mombamomba azy ireo ary nampitahanay…