Day: 17 novembre 2014

Toeram-pisakafoana iray etsy amin’ny 67 ha, no nosafoin’ny pôlisy tampoka ny faran’ny herinandro teo. Izany dia mba ho fampiharana ny lalàna momba ny fandraràna ny fifohana sigara anatin’ny toerana mihidy na toerana mifefy, na fandraisana olona, toeram-pisakafoana, hotely fandraisam-bahiny, fiara fitanteram-bahoaka. Ny pôlisy misahana ny boriborintany fahafito niaraka tamn’ny tompon’andraikitry ny OFNALAT no nanatontosa an’izany.…

Saika nisy fitsaram-bahoaka teny Analakely ny zoma teo, raha tsy tonga teny haingana ny mpitandro ny filaminana. Lehilahy iray no voalaza fa avy nanendaka tera-tany vahiny efa mamomamo. Tratran’ny olona teo am-panaovana ny asa ratsiny anefa ity olon-dratsy ity, ka saika raikitra ny famonoana azy. Efa nitangorona be ireo olona. Tafaporitsaka anefa ity farany raha…

# Peste. D’après les informations recueillies, l’état de santé des deux membres de la famille de la victime de la peste d’Ankasina 67ha serait actuellement à craindre. Le risque de contamination de la peste n’est pas à écarter, confient nos sources. Toutefois, l’on raconte que la famille en question refuse toute intervention médicale venant des…

« Magro Behoririka » : « Qui a peur de Marc Ravalomanana ? »

Les partisans de l’ancien président continuent toujours à tenir leur réunion quotidienne au Magro Behoririka. Un mouvement qu’ils ont l’intention de maintenir tant que « Dada » ne rejoigne pas son domicile à Faravohitra. Un mois et quelques jours après l’arrestation de Marc Ravalomanana, plus précisément le 13 octobre dernier, soit 34 jours maintenant, les « Zanak’i Dada »…

Ankizivavy tsy ampy taona telo (12, 14 ary 15 taona); izay mbola mianatra no nanjavona tsy hita popoka ary tsy nody tany an-tranon-dray aman-dreniny avy, nandritra ny efatra andro sy telo alina, fa nanaraka lehilahy tany Anantsony kaominina Saint-Augustin, distrikan’i Toliara II, ny herinandro iny. Rehefa vita ny sitrapon’ireto voatavo efa mifandraka ireto dia niverina…

Raim-pianakaviana iray manodidina ny 40 taona no saika matin’ny fitsaram-bahoaka, ny asabotsy hariva teo, tany amin’ny tanàna kely iray antsoina hoe  Anketa, Kaominina ambanivohitry Andranovory, distrikan’i Toliara II. Niara-nisotrosotro toaka niaraka tamin’ olona iray teo an-tanàna ity rangahy monina ao Andranovory ity ary nilaza fa, efa nahafaty olona roa tao Anketa tamin’ny fanapoizinana. Nisy naheno…

Ils sont un peu moins de 5 000 « dahalo » à s’être rendus selon les uns, ou à s’être convertis (à la religion d’Etat ?) d’après les autres. C’est la dichotomie classique du « personne n’a tout à fait tort et nul n’a entièrement raison ». Amnistie de fait ! En tout cas, ils n’ont pas, à proprement parler,…

Développement rural : La grande performance dans la région Bongolava

Une population pauvre dans un pays très riche en ressources naturelles ! Ce paradoxe reste un vrai casse-tête pour les économistes malgaches. Mais une solution efficiente est déjà en œuvre dans la région Bongolava. Le développement humain y connait une évolution impressionnante, suite à une nouvelle approche qui fait tache d’huile. Améliorer le niveau de vie…

Culte de réconciliation : Zafy, Deba et Lalao présents, Rajoelina et Hery R. absents

Même s’ils ont été invités, le président de la République Hery Rajaonarimampianina et la communauté internationale n’ont pas été représentés hier à Mahamasina. Le Conseil œcuménique des églises chrétiennes de Madagascar a tenu son premier pari dans sa mission de réconciliation nationale. Le culte qu’il a programmé à la FJKM d’Antsimon’i Mahamasina s’est déroulé bel…