Day: 17 novembre 2014

La demande de services express est en forte croissance à Madagascar. Face à cette évolution, la compagnie leader du secteur du transport express international et de la logistique, a mis en place une nouvelle flotte de véhicules, pour pouvoir répondre à la clientèle locale et internationale qui ne cesse de croître. Mamy Rakotondraibe, Country Manager…

Manao ny ainy tsy ho zavatra mihitsy ireo pôlisy, entina hamongorana ireo tontakely sy mpanao sinto-mahery eny amin’iny faritra Analakely sy ny manodidina iny. Ny zoma hariva teo, mpanendaka rain-dahiny sy ramatoa mpivarotra amoron-dàlana, mpiray tsikombakomba amin’ireo tontakely no voasambotry ny pôlisy ao amin’ny kaomisarian’ny boriborintany voalohany etsy Analakely. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa, vao…

Nisahotaka Antaninarenina, indrindra ireo mpisakafo eo amin’ny manodidina “an-dRakala”, toerana fantatry ny mpivoaka alina loatra. Saika nahita mivantana ny fanafihana nataon’ny lehilahy maromaro ireo olona teo an-toerana. Tokony ho tamin’ny 11 ora alina, ny asabotsy teo, no nigadona tao amin’ny banky BOA Antaninarenina ny jiolahy. Nandaka avy hatrany ny vavahady fidirana avy aty ambany rihana…

Gouvernement Kolo : Remaniement dans deux semaines ?

Les rumeurs persistent ces derniers jours sur un éventuel remaniement gouvernemental. Ce serait un Gouvernement Kolo II. C’est-à-dire que l’actuel Premier ministre resterait à sa place, mais le remaniement tiendrait compte de la dernière donne politique qui a secoué l’Assemblée nationale au début de sa session en cours. Nos sources ont permis de savoir que…