Day: 19 novembre 2014

Ny alahady 16 novambra sy ny alatsinainy 17 nomvambra, olona efatra indray no nosamborin’ny polisy misahana ny ady atao amin’ny fianahan’ny zava- mahadomelina. Ny voalohany, mpivady no nahatratrarana rongony 30 kg teny amin’ny fokontany Antohomadinika IVO. Nahazo vaovao ny polisy fa misy olona mpitatitra rongony teny an-toerana. Rehefa nojerena teny, mbola tratra teo an-tokotany ireo…

Cabaret : Lilie, Mahery et Inah, un trio de rêve

On a déjà vu Lilie et Mahery chanter ensemble et ravir leur auditoire à plusieurs reprises. Cette fois-ci, ce sera un trio inédit qui se produira vendredi prochain au « Le Galet » de Manakambahiny. Lilie et Mahery seront en compagnie d’Inah pour un cabaret particulier où ils revisiteront les grands classiques du répertoire « gasy gasy ». Inah…

Le président Hery Rajaonarimampianina accompagné de son épouse Voahangy Rajaonarimampianina est à la tête d’une délégation malgache à Sydney Australie pour participer au 6e congrès mondial des parcs. Une délégation composée, entre autres, du ministre de l’Environnement Anthelme Ramparany, Manorohanta Cécile et de Sahondra Rabenarivo. Si Madagascar ne possédait que 2 000 000 Ha de parcs…

Notre constat via notre article de presse semble avoir   été bien considéré par la police nationale. Il mettait en exergue le manque d’éléments sur le terrain, puisque la plupart d’entre eux s’ occupent de gardiennage civil ailleurs. Ce business, juteux pour une minorité au sein de cette organisation, a de vrais impacts sur la sécurité…

Le médiateur de la République, Monique Andréas Esoavelomandroso,  estime que le Conseil pour la réconciliation malgache ou FFM est légalement la seule entité habilitée à mener le processus de la réconciliation nationale. En revanche, le FFKM pourrait également prendre des initiatives concernant la réconciliation nationale mais seulement sur le plan spirituel, a fait remarquer le…

Maty paika ny fanafihana sy fandrobana nataon’ireo jiolahy, nandroba mpivarotra iray tany amin’ny tanàn’ Amboanana any Maintirano. Nandrasan’izy ireo avy nanao fisafoana ny zandary vao niditra amboletra tao amin’ialy fivarotana izy ireo. Efa tany amin’ny 9 ora alina tamin’izany. Nisy niditra avy hatrany ary nanambana basy ny tompon’ny trano. Ny sasany kosa voalaza fa niandry…

Ravan’ny polisy avy ao amin’ny boriborintany faha-7 67Ha ny tambazotrana mpangalatra moto. Olona enina amin’izao fotoana izao no tratra. Efa fotoana elaela no naharay fitarainana ny mpitandro filaminana eny an-toerana, mikasika fahaverezana moto matetika. Tamin’ny alatsinainy 7 novambra teo, naharay antso ry zareo tokony tamin’ny 4 ora mariana, fa nisy moto roa very tao an-trano…