Day: 21 novembre 2014

Saika isan’andro, ahenoana trangana fanolanana zaza tsy ampy taona foana tato ho ato. Omaly antoandro tany Toliara, dia ankizivavy 11 taona mpianatry ny EPP avy nianatra handeha hody no naolana lehilahy iray voalaza fa adala. Nenjehiny ary tsy namelany raha tsy tratrany ity zazavavy ity. Nobedainy avy eo, ka iny izy hanatanteraka ny filan-dratsiny tamin’ilay…