Madagascar vient de ratifier la convention internationale sur la pollution par les hydrocarbures de soute et la convention internationale sur les substances nocives et potentiellement dangereuses. La première a comblé les lacunes dans le règlement international en matière de responsabilité liée à la pollution marine. La seconde quant à elle sur la responsabilité et l’indemnisation pour…
Day: 22 novembre 2014
Volley-ball – CCC Zone 7 : Stef’Auto et GNVB terminent tous 5e
Lors de leur dernière rencontre comptant pour le match de la 5e place à la Coupe des Clubs Champions de la Zone 7 disputée aux Seychelles, les deux équipes malgaches ont toutes remporté la victoire. Les Rose de Lima et camarades du Stef’Auto ont disposé de la formation mauricienne du Curepipe Starlight Sports club (CSSC)…
Faradofay – Manantenina : Raim-pianakaviana iray saika nodorana velona tamin’ny kitay norarahana lasantsy
Ingahy Randrianasolo, ray aman-dreny iray manana ny maha izy azy ao Manantenina, no saika lasa tany amin’ny varo-tsy mifody ny herinandro lasa teo iny. Voalazan’ireo nanatri-maso sy nampita ny vaovao fa anisan’ny maditra ao an-tanana ny zanak’Ingahy Randrianasolo ity. Notadiavin’ny mpitandro ny filaminana iray ikoizana tany an-toerana izy io. Nony tsy hita anefa ilay tovolahy…
Soavimasoandro : Tovovavy maty nianjeran’ny tamboho
Voatery nosokirina mihitsy ny fatin’ilay tovovavy nianjeran’ny tamboho teny Soavimasoandro, omaly maraina. Teo am-panahazan-damba izy no nianjera tampoka ilay tamboho ka tototra tao izy… Maty tsy tra-drano avy hatrany ilay niharam-boina. Araka ny fitantaran’ireo olona teo amin’ny manodidina, niaraka nanahy lamba tamin’ny zaodahiny izy tamin’io fotoana io. nihotsaka tampoka anefa ilay tamboho vato ka nianjera…
Patrick Rajoelina : « Il y a urgence à rassembler nos forces diplomatiques »
Ce membre du Conseil Consultatif Constitutionnel a parlé de la diplomatie lors d’une conférence qu’il a prononcée hier l’IEP d’Antananarivo. L’écrivain et membre du Comité Consultatif Constitutionnel (CCC) Patrick Rajoelina a donné hier une conférence à l’IEP (Institut d’Etudes Politiques) d’Antananarivo sur le thème « la diplomatie économique comme fer de lance du développement ». Selon Patrick…
Mahamasina : Mpanendaka 10 mianadahy nosamborin’ny polisy
Mpanendaka miisa folo, vavy sy lahy, no nosamborin’ny polisy avy ao amin’ny boriborintany faha-5 Mahamasina ny alakamisy andro tsena. Voalazan’ny vaovao fa tena feno ireo mpanao sinto-mahery sy mpangarom-paosy eny an-toerana rehefa alakamsiy ny andro. Nanao ezaka manokana ny mpitandro filaminana io andro io. Polisy nanao fanamiana sivily no nijaiko ireto jiolahy ireto. Tsy teo…
Dancehall vibrazion : Rap, reggae, ragga et dance hall à volonté avec Typikalo et Martiora freedom !
Les amoureux de dancehall et de roots seront comblés. Cet après-midi, ce seront deux stars du genre qui se relayeront sur la scène du Pub. La musique urbaine sera à l’honneur avec Martiora freedom et Typikalo au Pub ! Formé il y a cinq ans, il aura fallu attendre aux gars de Martiora freedom que 2013 pointe…
Mpisolo-vava nikasi-tanana olona : Nahemotra ny fitsaràna
Niakatra fitsaràna omaly tetsy Anosy, tao amin’ny efitrano fitsaràna faha-3, ilay raharahana mpisolo vava nikasi-tanana sy nanapotika fiaran’olona teny Ambodifilao. Noho ny tsy fahatomomban’ny antotan-taratasy rehetra anefa dia voatery nahemotra amin’ny 23 janoary ho avy izao izany. Araka ny filazan’i Me Olala, mpisolo vava an’ireo niharam-boina, dia mitaky ny fampiarahana ny antontan-taratasy fitoriana ireo andaniny.…
Tapatapany
# – Talatamaty. Mpivarotra rongony voasambotra. Ramatoa iray indray no nosamborin’ny polisy misahana ny ady amin’ny fianahan’ny zava-mahadomelina tamin’ny alakamsiy lasa teo teny Talatamaty. Tamin’ny fisavana natao no nahitana fonosana rongony miisa 34. Nilaza ity olona ity fa misy manatitra ao aminy ny rongony ary vidiany 10 000 ariary ny iray sachet. Izy avy eo no…
Problème d’eau : La SMTP propose des solutions… citernes
Quand la Jirama fait défaut, les initiatives privées sont à l’honneur. La Société Malgache de Transformation du Plastique (SMPTP) met par exemple, en avant ses propres solutions pour aider les consommateurs à résoudre les problèmes des coupures devenues fréquentes de l’approvisionnement en eau potable. Une solution simple puisqu’il s’agit tout simplement de stocker son eau…