Day: 26 novembre 2014

Naharitra adim-pamataranandro enina ny fitsarana ireo olona 25 izay voampanga ho nandroba sy nanimba ny fananan’i Lahiniriko Jean, filohan’ny Antenimieram-pirenena teo aloha. Ny voalohan’ny volana jiona tamin’ny taon-dasa, raha hiverenana kely, no nitrangan’ity raharaha ity. Rehefa nolazain’ny olona fa namono nahafaty ny lehilahy mpivaro-kena iray teo Ambanilalana Itaosy ny mpiambina an’i Lahiniriko Jean, dia avy…

Le représentant d’Antananarivo Avaradrano Rasoamananaina Danny, gagnant du Mister International de Madagascar organisé par la TV Dream’in s’envolera vendredi pour Paris, ensuite New-York pour regagner la république Dominicaine. 25 ans, célibataire, belle allure et beau gosse, le jeune homme est optimiste pour la finale du concours mondial qui se tiendra dans ce pays. Son père…

Violences : Silence par peur ou par honte des victimes

Le 25 novembre marque le début des 16 jours d’activisme, mais aussi la journée internationale de la lutte contre les violences envers les femmes. Sensibilisation et informations sont essentielles pour que la femme soit protégée contre les violences. 25 novembre, journée internationale pour l’élimination de la violence envers les femmes, est une occasion pour toutes…

Salon international de Paris : 10 milliards d’ariary pour les entreprises malgaches

Les participants au salon international de l’alimentation et au salon vadconext qui ont eu lieu, à Villepinte (au Nord de Paris) et à Lille, au mois d’octobre dernier, ont tenu une conférence de presse, hier, au siège de CCI France Madagascar, à Ankorondrano. Selon Gilles le Goff Andriamiandra, président de « Cap export Madagascar », 9 entreprises…

Raikitra ny gidraka omaly naraina tao Sanfily Toliara, ampitan’ny fiantsonan’ny taksiborosy zotra nationaly mankaty an-drenivohitra, tamin’ny fanalana sy amin’ny handravana an’ireo trano fivarotana roa amoron-dalana, satria ilain’ny tompony ny tany. Tsy nanaiky niala sy handravana fananany ireo mpivarotra, na dia tonga teny an-toerana aza ny vadin-tany niaraka amin’ny mpitandro filaminana hanatanteraka ny didim-pitsarana nivoaka ny…

Jean Marc Koumba a été convoqué, arrêté à la gendarmerie de la capitale, interrogé et envoyé en prison à Diégo Suarez dans l’attente d’un procès hypothétique. 33 jours sont passés sans que rien n’ait encore évolué. Les demandes de liberté provisoire déposées par son avocat n’ont pas eu de suite favorable. Sa famille proche qui…

Nisehoana fanafihan-jiolahy tao Andrangy Antsirabe I ny faran’ny herinandro lasa teo ka raim-pianakaviana iray no voatifitra teo amin’ny feny. Jiolahy manodidina ny folo lahy, mirongo fitaovam-piadiana mahery vaika no nanao ny fanafihana, voalaza fa ny roa tamin’izy ireo  no nitondra basy kalaky. Tokantrano telo no nasesin’ireo jiolahy notafihana nanomboka tamin’ny 9 ora alina raha ny…

Lehilahy iray manodidina ny 22 taona teo, araka ny filazan’ny mpitandro filaminana, no naratra vokatry ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy teny Ambatobe, omaly maraina. Araka ny voalazan’ireo olona teny an-toerana dia fiara pilaky maitso, an’ny ambasady iray, ity nandona olona ity. Voalaza fa handeha hanatitra mpianatra izy io. Handeha hiampita ny arabe ity tovolahy ity no…