Day: 27 novembre 2014

Tovovavy iray 15 taona mpianatry ny CEG handeha hody avy nianatra, omaly tamin’ny 9 ora sy sasany, no nihetsika Ambalavelona teny an-dàlana nifanintontsintona sy nifotafota farora-kivy. Tsy hay na vokatry ny hafanana nidanika loatra no nampihetsika ny aretiny, na antony hafa. Izy efa nitsirara tamin’ny tany no nanaitra ny mpandalo sy ny teo amin’ny manodidina.…

Lors de son allocution, à la 5e édition du Congrès malgache de la route et des Transports, au CCI d’Ivato d’hier, le Président Hery Rajaonarimampianina, a déclaré que « la route ne fait que favoriser la réconciliation nationale. Elle en est les artères qui relient les Malgaches ». Une manière pour le chef de l’Etat de dire…

Les opérateurs de ces pays sont sollicités à développer les échanges commerciaux dans le cadre d’une coopération gagnant-gagnant. Les produits malgaches exportés vers Mayotte seront désormais plus compétitifs. En effet, « on a procédé à un basculement du droit européen sur nos douanes. Il n’y a plus ainsi de protectionnisme. A cet effet, les produits importés…

Le parti présidentiel lance depuis quelque temps les préparatifs en vue des prochaines élections communales et régionales. Différentes stratégies ont été adoptées afin d’avoir la mainmise sur les Collectivités Territoriales Décentralisées. Un véritable « calcul politique » certainement lié au « forcing » sur l’adoption d’une nouvelle loi sur la Décentralisation, prévoyant le découpage d’Antananarivo en six communes urbaines.…

Hatramin’ny afak’omaly no mankaty nilaharana ary nifampitadiavana ny lasantsy ao Toliara, indrindra ny teo amin’ny tobin-tsolika Bazaribe. Raha ny fanazavan’ny mpitantana iray amin’ny fitsinjarana solika, dia noho ny delestazy no mahatonga an’izany, satria vitsy amin’ireo « station » mampiasa milina mpamokatra herinaratra. Maty ny jiro tsy mivarotra izy ireo. Mitombo ihany koa ny filana solika amin’ny fahatapahan-jiro…

# Nahazo baiko manokana ny hery vonjy taitra eto an-drenivohitra, eo anivon’ny pôlisy ny amin’ny hanamafisana ny fandriam-pahalemana mialoha sy mandritry ny fety. Handresy ny asan-jiolahy izay somary nisesisesy tato ho ato, toa ny vanim-potoan’ny fety rehetra ihany, ary koa hidina ifotony “hanjono” ireo mpangarom-paosy no tena tanjon’ity hetsika manokana izay hotanterahin’izy ireo ity. #…