Day: 29 novembre 2014

Finakaviana karàna iray indray no lasibatry ny fakana an-keriny teto Mahajanga ny alakamisy teo. Raim-pianakavina 55 taona no lasan’izy ireo tamin’izany, izay tompona tranombarotra iray atao hoe Aly Madad etsy Mahabibo. Raha ny vaovao voaray dia mitam-basy avokoa ireo jiolahy ireo. Iny nivoaka ny mosquée avy nivavaka nandeha tongotra haka ny fiarany teo amin’ny parking…

Ho fankalazana ny faha-50 taonany, ny antoko mpihira Tsantavaovao avy ao amin’ny fiangonana Fjkm Amboniloha Jerosalema dia manomana fiaraha-misakafo, izay hatao rahampitso alahady 30 novambra, eny amin’ny café d’Ampasimbe, lalam-pirenena faharoa. Hisy ihany koa ny fiarahana miombom-bavavaka ny alahady 14 desambra, ho avy izao, izay ivon’ny jôbily, araka ny fantatra hatrany. Koa dia faly manasa…

Nisehoana fanafihan-jiolahy ny teny Anosibe ny alin’ny alakamisy lasa teo. Araka ny fantatra dia niisa dimy izy ireo, samy nirongo basy avy, saika hanafika mpivarotra iray teny an-toerana. Ny efatra tamin’ireto olon-dratsy dimy ireto no niandry tety ivelany. Nanao amboletra niditra tao an-trano kosa ny iray. Raha ny fanazavana nomen’ny mpitandro filaminana dia efa nahatsikaritra…

Tsy fantatra mazava hatreto izay sakafo nohanin’ireto olona tao amina trano iray tetsy Antanandrano ireto fa dia samy narary avokoa izy rehetra. Vehivavy iray manodidina 25 taona any ho any no fantatra fa namoy ny ainy vokatr’izay fihinana sakafo misy poizina izay. Omaly no nisehoan’ity tranga mahatsiravina ity. Raha ny vaovao voaray dia mpiambina miara-mipetraka…

Laurent Bezault débarque !

Le Tour de Madagascar s’offre aujourd’hui un grand Monsieur du cyclisme français en la personne de Laurent Bezault, et qui va assurer la fonction de Directeur de course pour cette 11e édition. Un choix judicieux qu’on doit encore à Francis Ducreux pour trancher dans les vifs du sujet lorsqu’on sait combien le Tour de Mada…

Hôtel de l’avenue : Le roi du salegy à l’affiche d’un cabaret

Le grand Jaojoby pour un cabaret au centre ville. La formule est presque unique, puisque les endroits pour produire un tel événement sont rares à Analakely. A l’hôtel de l’Avenue (ex-Kamoula), le roi du Salegy sera à l’affiche pour le 05 décembre prochain. « Aayan Media et l’Association Florentin sont les organisateurs de cette soirée qui…