Day: 2 décembre 2014

Suivant l’arrêté municipal n°879 CUA/DS/CAB/14, en date du 1er décembre 2014, est nommé directeur de la communication par intérim, au sein de la Commune Urbaine d’Antananarivo, (CUA) Ramarosaona Franck Andrianirina. Il est également coordonnateur général de la CUA. Poste qu’il a occupé, depuis un certain temps. Et qui n’est autre que le cousin germain du…

Troupe Jeannette : Rideau sur la célébration du 85e anniversaire !

La troupe Jeannette donnera sa dernière représentation annuelle le 14 décembre. Ce rendez-vous au ccesca marquera également la clôture de la célébration du jubilé de la plus ancienne compagnie théâtrale de la Capitale. Ce 14 décembre, la troupe Jeannette présentera « Ranomody » au Ccesca. L’occasion ou jamais pour ceux qui ont raté les précédentes représentations, de…

“Eto Anosizato aho no nipetraka ary mba liana tamin’ny zava-nitranga teto an-tanàna ka nijery toa ny olon-tsotra rehetra. Nifanandrify tamin’ny hetsiky ny mpitari-posy izany ary vetivety foana dia niely ny feo fa izaho no tao ambadik’ireny korontana ireny”, hoy ny fanazavan’ny Filohan’ny fikambanana Hafari Malagasy, Atoa Jean Nirina. Raha ny henon’ito farany dia misy ny…

Ny ratsy tokoa tsy kely lalana ! Ary efa mindrana ihany koa ny lalan’ny teknôlojia ireo olon-dratsy hanatanterahany ny asa ratsiny. Tovolahy iray, karazan’ireo mpanjono olona anaty tambajotra sosialy irony no voasambotry ny mpitandro filaminana, ny zoma lasa teo, teny Ampasika, rehefa nandrahona hanaparitaka sarina tovovavy iray mitanjaka izay mpifanerasera taminy. Amin’izao fotoana izao tokoa,…