Day: 9 décembre 2014

Mpangarom-paosy efatra no tratran’ny polisy teo am-panaovana ny asa ratsiny nandritra ny alim-pandihizana notontosain’i WAWA tao amin’ny Cercle Mess Antanimora, ny alin’ny zoma lasa teo. Toy ny rehetra dia nandoa fidirana ihany koa i Lalanirina, Stewart, 23 taona, monina ao Itaosy, mpivarotra, sy i Herman, 39 taona, monina 67ha, mpivarotra,   miaraka amin’ireo namany. Rehefa tafiditra…

Haute couture : Retour aux sources de Sandra Rose !

Meilleure styliste femme, meilleure styliste hommes et enfants, prix du grand jury… Sandra Rose est sans aucun doute l’une des créatrices la plus primée lors des éditions de Manja. Partie vivre en France en 2012, elle revient aujourd’hui au pays pour marquer ses vingt ans de création. Quoi de mieux qu’un retour aux sources pour…

Financement extérieur : Le fonds Africa50 de la BAD pour rattraper le gap en infrastructures

Madagascar figurera parmi les bénéficiaires du fonds Africa50, une initiative de la Banque Africaine de Développement (BAD) qui vise à réduire les déficits en infrastructures en Afrique. Une délégation de la Haute Direction du Groupe de la Banque africaine de développement composée de trois membres, séjourne depuis le 6 décembre 2014 à Antananarivo, dans le…

Niteraka sahotaka sy korontana taty Ambatondrazaka ny tontolon’ny ady tany, izay niseho tao amin’ny abatoara. Araka ny fantatra dia tany efa nipetrahan’ny fokonolona nandritra ny taona maro no nisy olana .Tao aorian’ny ady madio nandalo teo anivon’ny  zandary sy ny fitsaranana Ambatondrazaka dia olona 4 no tsy maintsy nampidirina am-ponja noho ny famingavingana sy ny…