Day: 12 décembre 2014

Taorian’ilay raharaha nisiana savorovoro tao amin’ny kaomina ambonivohitra Anjozorobe, ny talata lasa teo, dia fantatra izao fa efa milamina tanteraka ny any an-toerana, raha ny voalazan’ny tompon’andraikitra voalohany ao amin’ity distrika ity. Nanamafy izany ihany koa ny teo anivon’ny mpitandro ny filaminana, izay fototra niavian’ity korontana tany an-toerana ity. « Efa nialatsiny tamin’ny fianakavian’ilay olona voakasik’ity…

Sesilany ny fanafihan-dahalo ao amin’ny distrakan’i Mandoto ao, sahy mifampitana amin’ny mpitandro ny filaminana sy ny fokonolona  mihitsy ireo dahalo. Nitrangana fanafihan-dahalo indray mantsy tao Analavory, Mandoto ny alin’ny talata 9 Desambra teo. Araka ny loharanom-baovao avy any an-toerana, dahalo 17 lahy teo ho eo no nanao ny fanafihana io alina io, tokony ho tamin’ny…

Bien que la journée du 11 décembre ne soit plus fériée, chômée et payée, elle est restée une occasion de retrouvailles pour l’ancien président de la Transition Andry Rajoelina, sa plate-forme Mapar et leurs invités. Sans la promulgation de la Constitution, pas de quatrième République. Inconcevable pour ses promoteurs de ne pas la célébrer. Une…

Lehilahy iray antsoina hoe Manovo, mpiasan’ny orinasa Guanomad, monina ao Ambohimahavelona Toliara II, no naiditra am-ponja vonjy maika omaly tany Toliara rehefa avy nandalo fitsarana. Raha karohina fatratra kosa amin’izao ny namany 13 niara-nanafika sy nangalatra taminy, ny volana novambra teo. Voarohirohy ho nangalatra « tain-kina » na Guano (tain-dramanavy) azo atao zezi-pambolena 810 gony…

Sakoroka Morondava : Voaroba ny siramamy 5 000 taonina, potika ny tranon’ireo sinoa

Mbola nitohy ny fandrobana nataon’ireo mpanao fihetsiketsehana tao amin’ny orinasa “Sucrerie de Complant de Madagascar” na SUCOMA nandritra ny alin’ny alarobia teo, ka hatramin’ny omaly antoandro, Betsipotika Analalava. Nodoran’izy ireo ny ampahany tamin’ity orinasa fanamboarana siramamy izay sinoa no tompony. Potika tanteraka ilay orinasa. Ankoatr’izany dia samy nitondra gony ny olona ary nandroba ireo siramamy…

Airtel Madagascar :  50 millions d’ariary à gagner

Les compagnies de téléphonie mobile rivalisent de créativité pour satisfaire au maximum leur clientèle. Pour Airtel Madagascar, les abonnés sont aux anges puisque cette grande  société de téléphonie mobile, d’Internet et de Mobile money leur donne la possibilité de gagner 50 millions d’ariary. Lancée il y a quelques semaines sur toute l’étendue du territoire, la…

Energie domestique : Retour en masse vers le charbon et le bois de chauffe

Près d’un demi-million de nos anciens fmg, pour une bouteille de gaz de 12 kg. A ce prix-là, les ménages malgaches sont majoritairement forcés de retrouver les anciennes pratiques : l’usage exclusif du charbon de bois ou du bois de chauffe. Les dernières hausses du prix du gaz ont définitivement accéléré les retours des ménages vers…

Education : Le Sempama devenu une Confédération syndicale

Désormais, ce n’est plus le Syndicat des Enseignants à Madagascar, mais la Confédération syndicale des enseignants malgaches. En d’autres termes, le Sempama s’est élargi. Dans ce sens, outre les membres qui le composaient déjà, c’est-à-dire l’ensemble des enseignants et les autres membres du personnel du ministère de l’Education Nationale, elle inclut aussi leurs homologues du…