Day: 17 décembre 2014

Analakely : L’anarchie totale

A une semaine des fêtes de Noël, Analakely s’asphyxie. Plus de règles, plus de disciplines, les lois n’existent plus, tout le monde fait ce qu’il veut. Et cela sous les yeux de la CUA totalement impuissante face à ce désordre total. Boutiques d’appareils high tech, d’autres qui débloquent les téléphones, ou qui téléchargent des jeux,…

Hery Rajaonarimampianina sur l’affaire SUCOMA : « Il y avait eu des éléments externes dans le dessein de détruire »

Le président Hery Rajaonarimampianina a procédé, hier, à la visite de l’entreprise « Mazava Sportswear », sise à Ankadindravola Ivato. Une visite qui rentre notamment dans le cadre de la réintégration de Madagascar dans l’AGOA. D’ailleurs, le président de la République l’a annoncé officiellement. Et ce, suivant la notice au Federal Register Board des Etats-Unis qui va…

Efa niroso tamim-pilaminana, ny fanamboarana ny lalàna vaovao mampitohy an’ ny Fasan’ny Karana sy Ankadimbahoaka , ny Kaominin’Antananarivo omaly maraina. Nisy moa ny fampahafantarana mazava tamin’ny mponina eny an-toerana, ny mahakasika ity drafitrasa ity. Araka ny nambaran’ireo mpiasan’ny Kaominina, dia isan’ny tanjona amin’izao ny fampihenana ny fitohanan’ny fifamoivoizana, sady mba ho fanatsaràna ny tanàna ihany…

Nilatsaka indray ny varatra tao Andrianana,  kaominina Antanimandry Antsirabe II . Tokantrano iray no niantefan’izany ka omby iray no maty ary tovolahy kely iray kosa no naratra. Ao anatin’ny vanimpotoanan’ny fahavaratra tanteraka isika amin’izao ary matetika no andrenesana, fa misy varatra nilatsaka indray tany ho any. Seho mateti-pintranga eto amin’ny faritra Vakinankaratra raheteo ity vara-datsaka…

Airtel Madagascar : soutien à  Deenyz

« Cette victoire est une grande fierté pour tout le peuple malgache. Airtel Madagascar croit au talent des artistes locaux, c’est pourquoi nous sommes aussi fiers de soutenir et d’accompagner Deenyz, la grande gagnante de Island Africa Talent, dans sa nouvelle carrière musicale internationale » c’est ce qu’a notamment déclaré, Cielo Nzokiza, Directeur Marketing d’Airtel Madagascar lors…

Araka ny efa fandaharam-potoana, dia ny asabotsy 20 sy ny alahady  21 desambra 2014 ho avy izao no hanaovana ny fanadinana hidirana  ho mpianatra zandary, manerana an’i Madagasikara amin’ity taona ity. Ka noho izany, dia ampatsiahivina sy antsoina ireo mpiadina nisoratra anarana mba hanatona ny vondron-tobim-paritra sy ny tobim-paritry ny zandarimariam-pirenena manerana ny Nosy mialoha…

Deux événements importants se tiendront demain dans la capitale. Il s’agit de la Journée de la Profession Comptable et du lancement du projet Stage et Job qui auront lieu respectivement au Carlton Anosy et à l’Université d’Antananarivo. Nous en reparlerons. R.Edmond

Nalain’ny havany omaly talata 16 Desambra teto Antsirabe, ny nofo mangatsiakan’ireo razana roa vavy hita tao amin’ny farihin’Andraikiba ny alahady lasa teo. Fantatra tokoa, fa tsy avy eo  amin’ny manodidina na avy eto Antsirabe ireo roa vavy natsingevan’ny rano tao Andraikiba, fa olona avy any Ilaka Centre. Mpianatra ao amin’ny lisea any Ilaka izy roa…

« Les efforts entamés pour l’amélioration de la sûreté aérienne ont déjà porté leurs fruits, mais ne suffiront pas pour effacer la compagnie aérienne malgache de la liste noire de l’Union européenne. En effet, la sécurité nécessite également un grand changement » C’est ce qu’avait entre autres, déclaré Franck Rakotoarisoa, dans une interview. Une interview qui lui…