Day: 18 décembre 2014

La journée de la profession comptable se tiendra aujourd’hui  au Carlton Anosy En 2007, ils n’étaient que 45 inscrits au tableau de l’Ordre des Experts Comptables et Financiers de Madagascar. Actuellement, on compte dans le pays 140 experts-comptables et financiers et ce  nombre sera bientôt porté à 150 puisqu’une dizaine de titulaires du diplôme d’Etude…

Efa vatana mangatsiaka sisa no tonga tany amin’ny toeram-pitsaboana. Tsaralalàna, vao manomboka maizina fotsiny ny andro dia efa mifanaretsaka ireo tovovavin’ny alina. Tsy mila hotantaraina betsaka ihany intsony angamba ny mampiavaka an’ity faritra iray eto an-drenivohitra ity. Eny, tsy izy irery intsony aloha amin’izao. Etsy andanin’izay, efa tsy atoro voanjo hadiana ihany koa ireo teratany…

# « Chef de Rang / Chef Barman » et « Chef de Partie », telles sont les nouveautés de la formation dans la filière Tourisme. C’est surtout pour faire face à la quasi inexistence d’une harmonisation entre le monde du travail et les réalités existant dans le domaine du tourisme, de l’hôtellerie et de la…

Asa na ilay vaninandro akaiky fety fa toa tsy ialàna lozam-pifamoivoizana mihitsy ireo lalam-pirenena eto amintsika. Ny talata antoandro lasa teo, tokony ho tamin’ny 11 ora tany ho any, rangahy nitaingina bisikileta iray no voadonan’ny kamiô remorka ho any Antsirabe, teo Antsoantany. Araka ny filazan’ireo nanatri-mao dia somary nikivilavila ny fandehan’ity rangahy manodidina ny 35…