Day: 19 décembre 2014

Ville d’Antananarivo : Des mesures d’urgence pour fluidifier le trafic routier

Le mauvais état des routes, les marchands occupant les chaussées et la circulation des grands véhicules sont les principales sources des embouteillages dans la Capitale. En cette période de fêtes de fin d’année, des mesures ont été appliquées depuis hier, pour fluidifier le trafic routier. La décision a été prise, suite à une concertation entre…

Nametraka fitarainana tany amin’ny «brigade criminelle», ny mpitandro filaminana nanana andraikitra ambony teo aloha, fa vaky ny fiarany ary very tao anatin’izany ny vangovango iray. Nanondro olona iray izy ary nampanantsoina io olona io nohadihadiana, ary nisy fisavana natao tany an-tranony « ka tsy nahitana na inona na inona». Araka izany, efa saika halefa hody…

Nandray fepetra henjana ny amin’ny fampihenana ny fitohanan’ny fiarakodia etsy sy eroa, ireo tompon’andraikitry ny kaomisaria rehetra eto an-drenivohitra sy ireo avy amin’ny faritra manodidina, nandritra ny fivoriam-be notanterahany omaly maraina. Fivoriana izay notarihan’ny Directeur de la Sécurité Publique, ny Contrôleur Génèral de Police Rakotondrainivonona Panöel Macaire, tao amin’ny efitrano fivoriana tao amin’ny Commissariat Central…

# – Anosibe. Fatin-dehilahy. Fatin-dehilahy iray no hitan’ny olona  amoiron-dalana teny Anosibe, omaly vao maraina be. Olona eo amin’ny 45 taona eo ilay izy. Rehefa nahare ny vaovao ny avy ao amin’ny BMH dia tonga naka ny razana ary nanatitra izany teny amin’ny tranompaty. Tsyy fantatra marina iay antony nahafaty an’io olona io. Tsy nisy…

Ils ont repris le flambeau de leurs aînés  de « Kintana telo ». Gabhy et Romule ne sont plus là, mais leurs cadets du « Diarin’ny kintana »  continuent à faire vivre la flamme qui les animait sur scène. Ces jeunes chanteurs et chanteuses vont gâter les amateurs de « Hiran’ny omaly » dimanche prochain lors du déjeuner spectacle qu’ils animeront…

Nisehoana fanafihan-jiolahy indray tao Belazao Antsirabe, ny alin’ny alarobia  teo tokony ho tamin’ny 11 ora alina. Nirefodrefotra ny feom-basy tao Belazao, tokantranona mpiavarotra goavana  iray tsy dia mifanalavitra loatra ny lapan’ny tànana, no notafihana bandy manodidina ny folo mirongo fiadiana mahery vaika. Teny an-tafontrano no voalaza fa nidirin’ireo jiolahy, tsy nandraoka  entana ry zalahy, fa…

Efa manatomotra dia manatomotra ny fetin’ny faran’ny taona. Toa miharomotra ihany koa etsy andanin’izay ireo olon-dratsy, indrindra fa amin’ireo toerana tena feno olona. Mitohy hatrany ihany koa anefa ny ezak’ireo mpitandro ny filaminana, hamongorana ireo mpanao asa ratsy ireo, indrindra fa ny eny amin’ny faritra Analakely iny, mba hiantsenan’ireo mponina am-pilaminana. Porofon’izany, vehivavy iray manodidina…

Hanatanteraka  Konseritra  lehibe ny  antoko mpihira Hasin’ny Famonjena,  ho fanokafana ny fankalazana ny faha-45 taonany  amin’ny asabotsy 20 desambra izao amin’ny 6ora sasany hariva ao amin’ny FJKM Amparibe Famonjena. Hotanterahany amin’izany  ny hiran’ireo mpamoronkira ao amin’ny fiangonana amin’ny tapany voalohan’ ny fotoana  ary hira noely ny tapany faharoa. Ho tokanana ny alahady izao ihany koa…