Day: 20 décembre 2014

Nirefodrefotra ny basy teny amin’iny faritr’ Ilafy iny, ny marimarina kokoa dia tao Belanitra, ny alarobia alina lasa teo. Jiolahy folo mirongo fitaovam-piadiana maherivaika, toy ny basy kalaky, no nanafika tokantrano maromaro tao an-toerana, araka ny fanazavana azo. Zazalahy kely vao 12 taona monja no namoy ny ainy rehefa niantefan’ny balan’ireo olon-dratsy. Lehilahy iray, izay…

Petite vitesse : Mpisam efatra indray voasambotra

Mpisam efatra indray no tratran’ny polisy avy ao amin’ny “commissariat central” tao anatin’ny roa andro. Ny roa voalohany voasambotra teny Soarano, ny fahatelo teny amin’ny petite Vitesse ary ny fahefatra farany mbola teny amin’ny Petite Vitesse ihany. Ity mpangaroam-paosy ity dia naka telefonina polisy natao eo amin’ny paosin’ny lobany. Mitohy hatrany ny ady ataon’ny Polisim-pirenena…

Nuit de la St-Sylvestre : Un réveillon « happy » avec Poon and Co et Tosy

C’est un réveillon exceptionnel que l’on réserve aux Tananariviens le 31 décembre à l’Eldorado Soavinimerina. Les organisateurs de l’événement ont a      jouté le qualificatif « happy » pour en parler car ils ont mis les petits plats dans les grands pour l’occasion. L’animation musicale de la soirée a été confiée à Poon and Co, un ensemble qui…