Day: 5 janvier 2015

Ambatondrazaka : Polisy iray maty nisy nidaroka

Mpitandro ny filaminana iray avy ao amin’ny polisim-pirenena no nindaosin’ny fahafatesana ny marainan’ny 03 janoary tao amin’ny hopitaliben’Ambatondrazaka. Namonjy lanonana tao amin’ny trano fandihizana izy ity ary dia nisy andian’olona namono sy nidaroka ny 31 desambra 2014 teo. Naratra ny lehilahy ary niezaka ny nilefa, kinanjo rehefa tonga tany an-tokantranony dia tsy maintsy nakarina tany…

Météo : Pas de cyclone, juste une intempérie!

Pas de panique! Jusqu’ici, aucun cyclone n’a été annoncé. Ces pluies diluviennes depuis quelques jours ont été seulement causées par une intempérie, selon le service de la météorologie. «Nous nous trouvons actuellement dans une zone de convergence intertropicale, une zone perturbée. Celle-ci apporte d’épaisses couches de nuages porteuses de pluies. Pour le moment, aucune formation…

La cérémonie des vœux réciproques, de la nation au président de la République à travers les corps constitués et le corps diplomatique et du Président de la République à la nation aura lieu officiellement le 09 janvier au Palais d’ Iavoloha. La cérémonie traditionnelle est considérée au commencement de l’année nouvelle comme le jour de…

Ny alin’ny zoma 2 janoary hifoha 3 janoary teo, lehilahy iray indray no fantatra fa maty noho ny daroka nahazo azy. Araka ny filazan’ny fianakaviany, dia mpitandro ny filaminana no nanao izany zavatra izany. Eo anatrehan’izany, tsy hanaiky mora foana ry zareo. Omaly alahady, nanao fanambarana izy ireo teny amin’ny tranony Tanambao II P/elle 31/14,…

Exportation : Le litchi malgache se vend bien en Europe

L’économie malgache peut également tabler sur les recettes en devises issues de l’exportation du litchi. D’après la dernière édition de la « Lettre du Litchi », une publication en ligne du Centre de Technique Horticole de Tamatave (CTHT), le litchi malgache se vend bien en Europe. « Le tournant de l’année calendaire s’effectue dans d’assez bonnes conditions de…

Lehilahy manodidina ny 40 taona, niaraka tamina basy lava iray indray no  saron’ny polisim-pirenena avy eto Antsirabe, ny talata mialoha ny fetin’ny faran’ny taona lasa teo. Nahitam-bokany indray noho izany, ny hetsika fanaon’ny polisy indrindra tao anatin’ny fety toy ireny. Nandritra ny fisavana fanao amin’ireo fiara mivezivezy mampitohy ny distrika manodidina eto Antsirabe mantsy, no…