Day: 7 janvier 2015

# Efa tonga any Antsirabe ny vatana mangatsiakan’i Mamisoa Daniel Andriantsalama. Niresaka tamin’ny mpanao gazety tao an-toerana ny fianakaviany ary nanamafy, fa daroka sy vono no nitarika ny fahafatesany fa tsy fitsambikinana teny ambony fiara izany. Miandry ny fahavitan’ny fanitrihana ny razana izy ireo dia hanao ny raharaham-pitsarana rehetra amin’izay… # Karàna sarona miaraka amin’ny…

Lehilahy iray, karazan’irony mpibizina volamena irony no nifanehitra tamin’ny jiolahy maromaro tao an-tampon-tananan’i Maevatanana tao omaly vao mangiran-dratsy. Naratra mafy vokatry ny daroka nahazo azy ity mpibizina ity. Lasa tamin’izany vola an-tapitrisany maro saika hividianana entana. Araka ny fantatra dia niala maraina saika handeha hivarotra ity lehilahy ity no sendra ireo olon-dratsy ireo. Tsy maintsy…

Délestage : Une nouvelle grève des étudiants hier, à Ankatso

Bien qu’il n’y ait pas eu d’affrontements, les étudiants ont quand même pu bloquer les routes menant vers la cité universitaire. Apparemment, ils sont trop fâchés contre le délestage. Bien que 2015 soit appelée «année internationale de lumière…» après la 68e session de l’Assemblée générale des Nations Unies (ONU) le 20 décembre 2013, apparemment, il…

Toamasina : Pôlisy voadaroka, hitory ny Emmo-Reg

Vodibasy sy totohondry no nanjo ahy, hoy i Mike John, pôlisy miasa eo anivon’ny seranan-tsambo. Zandary telo no toriany… Tapakevitra ny hitondra ny raharaha eny amin’ny fitsarana ilay pôlisy fantatra amin’ny solon’anarana hoe Mike John, miasa eo anivon’ny seranan-tsambon’ny Toamasina, noho ny vono sy daroka nanjo azy. Voalazany fa mpitandro ny filaminana niasa teo anivon’ny…

•    Les plants de bois de rose et de palissandre peuvent être bien reboisés dans la Capitale. Un technicien en horticulture en témoigne. Ces plants poussent bien avec une hauteur de 1m depuis sa plantation dans son jardin. Mais il suffit d’avoir une ambiance forestière en plantant des arbres autochtones autour, d’après ses explications. •  …

Ravalomanana à Faravohitra : Interdit de contacts politiques jusqu’au 13 janvier

L’attente est longue pour les membres de la mouvance Ravalomanana qui veulent rendre visite à leur chef de file à Faravohitra. Rien n’évolue à Faravohitra. Depuis son retour d’Antsiranana le 24 décembre 2014, il est interdit à Marc Ravalomanana de recevoir les personnalités de sa mouvance, à Faravohitra, chez lui. Par contre, l’ancien président est…