Day: 9 janvier 2015

Suite à l’attentat terroriste perpétré dans les locaux de l’hebdomadaire « Charlie Hebdo », la communauté française de Madagascar se donne rendez-vous ce jour à 18h, à la Résidence de France, à Ivandry. Un recueillement y aura lieu. Une fusillade qui a coûté la vie à 12 personnes dont 10 journalistes de « Charlie Hebdo ». Recueillis par Dominique…

# Farah John’s au Glacier Il est plus que temps de reprendre les rennes et de se secouer un peu ! Après des mois loin de la scène, Farah John’s revient sous les feux des projecteurs. Ce soir, elle donnera ainsi rendez-vous à ses inconditionnels au Glacier Analakely. « Confiance », « Décidé », « Anao tiako »… seront certainement au menu.…

Bas quartiers : Problèmes dermatologiques à cause de la montée des eaux

Leurs rues et ruelles étant inondées, des populations entières des bas quartiers pataugent dans une eau très sale, au risque de développer des irritations de la peau au niveau des jambes et des pieds.   Invivable, mais inévitable. Un peu fatalistes, des habitants des quartiers d’Antananarivo, régulièrement inondés lorsque la pluie se fait plus abondante, qualifient…

Les natifs de la Région Anosy revendiquent la Primature. En effet, le président national de l’Association « Firaisankinan’ny Malagasy » (FIMA), Marijaona, estime qu’ « à l’exception de l’Anosy, toutes les autres régions du Grand Sud, en l’occurrence les régions Haute Matsiatra, Amoron’i Mania, Vatovavy Fitovinany et Menabe, ont déjà eu un représentant à Mahazoarivo. Il est donc…

Tratra am-body omby araka ny fitenenana tao amina tokatrano iray, tao amin’ny fokontany Ivory ity tovovavy kely iray vao 15 monja ity, nandraoka ny entana tao amin’ny efitrano fandraisam-bahiny. Araka ny fanazavana azo, dia efa manampahaizana tokoa amin’ny fanapoirana varavarana ity zazavavy kely ity. Voalaza fa manana karazana fanalahidy maromaro mihitsy izy, ka tsy sarotra…

Raha ny fampitam-baovao azo, dia mipetraka amin-drenibeny ity ankizivavy kely tokony ho 8 taona ity. Nalaina olon-tsy fantatra teo ambany mason’ny olona nitaiza azy izy. Tsy vitan’izay anefa fa mbola fantatra ihany koa fa hoe naolan’ilay olon-tsy vanona avy eo ka simba tanteraka. Ny sabotsy teo no nitranga izany zavatra mampihoron-koditra izany, tao Ambalavao. Ora-mikija…

Trano maromaro no nirodana, tato anatin’ny andro vitsivitsy nisian’ny rotsa-korana mahery vaika teto an-drenivohitra sy ny manodidina. Iray tamin’izany ihany anefa no nisiana olona naratra vokatr’izay firodanana izay. Nitranga tetsy Ambohimitsimbina, ny alarobia alina lasa teo tokony ho tany amin’ny 12ora latsaka kely tany ho any. Mpianaka, renim-pianakaviana niaraka tamin’ny zanany vavy kely vao 2…