Day: 9 janvier 2015

Bon nombre d’observateurs ont cru que les leaders de l’Alliance politique présentée à l’Injet Ambodivona le 11 décembre 2014 vont boycotter la cérémonie de présentation de vœux qui aura lieu ce jour au Palais d’Iavoloha. Ce qui ne sera pas le cas. En effet, joint au téléphone hier, le président de l’Association « Hiaraka Isika », le…

Andrianirainy RASAMOELY : « Tant qu’il y a de l’injustice, je réagis ! »

Ce sexagénaire est un militant pour la promotion des Droits Humains, particulièrement des Droits et du Bien être de l’Enfant. Lui, c’est Andrianirainy RASAMOELY : éducateur et enseignant de vocation malgré cet air de personne sévère, direct, discipliné mais sympathique et cool. Issu d’une famille modeste d’une fratrie de six enfants, il est plutôt habitué à…

Pour la cérémonie de présentation des vœux, le président de la République et son épouse reçoivent aujourd’hui au Palais d’Iavoloha, les corps constitués et le corps diplomatique. Le nombre  des invités limité à 1 500 a pratiquement diminué par rapport aux années précédentes. Souci d’économie sans doute, dans la mesure où les bailleurs de fonds…

Berija :  Nalefa eny Tsiafahy omaly !

Tsy niandry ela mihitsy fa tao anatin’ny roa andro dia vita ny fisamborana, ny fanadihadiana ary ny fampidirana am-ponja an’ity mpitari-tolona eny amin’ny anjerimanontolo ity. Tsy niandry ela akory, fa ny ampitson’ny nisamborana azy ihany, dia efa nikatona ny fanadihadiana momba an’i Berija Ravelomanantsoa, mpitari-tolona eny amin’ny anjerimanontolo. Mavesatra ny fiampangana azy, satria indray nitambatra…

Tranga tsy fahita firy ao an-drenivohitry ny faritra Atsimo Andrefana no niseho tamin’ity herinandro ity, ka nanaitra ny mpanara-baovao. Tovovavy iray 16 taona, mpianatry ny CEG (classe 5 ème), avy any Ambovombe Androy mipetraka amin’ny rahavavin-dreniny ao Toliara, (vadina mpitari-posy) nanomboka ny volana desambara teo, no niteraka kambana telo mirahavavy ny antoandron’ny alatsinainy teo, ary…

JIRAH : Sortie du 1er album de l’étoile montante de la musique tropicale

Elle fait partie des étoiles montantes de ce courant musical très prisé par de nombreux Malgaches. La jeune femme devrait dans un proche avenir être sollicitée de toutes parts par les organisateurs de spectacle. Pour lancer une carrière que les spécialistes affirment prometteuse, elle sort son premier album sur le marché. Rien ne prédestinait Natacha…

Fahombiazana tanteraka, izay no azo amehezana ny hetsiky ny faran’ny taona tao amin’ny hotel des Thermes Antsirabe. Lanonana roa sosona no notanterahana, ny alin’ny 31 Desambra lasa teo. Teo ny St Sylvestre niarahana tamin’ny Rta Antsirabe  izay tena nahasarika olona maro tokoa, nanafana ity alim-pandihizana ity moa ry Ndondolah sy ny  ekipany, ary i DJ…

Nanomboka omaly dia nisy ny fepetra noraisin’ny mpitandro ny filaminana mahakasika ny fanamafisana ny fiarovana ny biraon’ireo masoivoho vahiny maro eto amintsika. Izany dia taorian’ny angom-baovao, fa misy mitady hanakorontana ireny toerana ireny. Na dia efa misy mpitandro ny filaminana mitam-basy sy mpiambina sivily aza ireo ambasady maro, dia nanapa-kevitra ny lehiben’ny fiarovana, ny mbola…