Day: 9 janvier 2015

#- Soanierana – Ankaditoho. Mpivarotra sy mpifoka rongony dimy saron’ny pôlisy. Vaovao avy amin’ny olona tsara sitrapo no nahafahan’ny pôlisy nidina teny amin’ny faritra Soanierana sy Ankaditoho iny, ny amin’ny fisian’ny olona mpamatsy sy mpifoka rongony. Olona dimy tamin’izany no saron’izy ireo teny an-toerana, ny alarobia lasa teo. Fianakaviana iray mihitsy no miditra eo amin’ity…

Samson Golozara : « Le changement de gouvernement n’est pas une priorité »

A la veille de l’ouverture de la session extraordinaire de la Chambre basse, le député élu à Ampanihy réagit face aux supputations sur un changement de gouvernement. Midi : Le remplacement éventuel du PM alimente les conversations dans le microcosme. Qu’en est-il au sein de l’Hémicycle de Tsimbazaza ? S.G. : « Le remplacement de Premier ministre est prévu…