Day: 10 janvier 2015

Nambaran’ny borigadin’ny zandary misahana ny fandrindrana ny fifamoivoizana eto Antsirabe  fa tsy ara-dalàna ny ankamaroan’ireo taoka gasy saron’izy ireo. Marina fa manana taratasy fahazoan-dalana ny mpamokatra ireo taoka ireo nefa ny 60 isan-jaton’ireo taoka sarona  dia  tsy ara dalàna avokoa, hoy lehiben’ny  BPR, GPCE Razafimandimby Heritiana. Tsy misarona araka ny tokony ho izy  ny sasany…

Pas de changement à la tête de la fédération malgache de karaté. Solofo Andrianavomanana reste aux commandes pour un nouveau mandat quadriennal 2015-2019. Pas de surprise à l’ issue de l’assemblée générale élective de la fédération malgache de karaté, qui s’est tenue, hier, à la Ville Verte à Ambatomirahavavy. Solofo Andrianavomanana, l’unique candidat à sa propre…