Day: 14 janvier 2015

Cyclones : Le BNGRC lance un appel à la vigilance!

A cause du changement climatique, les cyclones risquent de devenir encore plus intenses et en même temps, nombreux.       Les menaces de cyclones ne sont pas encore écartées pour Madagascar. A l’Est, dans l’Océan Indien, le cyclone tropical très puissant «Bansi» continue de s’intensifier bien qu’il ait tendance à s’éloigner de la Grande Ile. Et…

Sommet des cinq : Les manifestants pour la libération de Berija présents à Ivato, hier

Ils ne ratent pas la moindre occasion pour «être vus et entendus»,… même au niveau international. Comme prévu, le sommet des cinq pour la réconciliation nationale, organisé par le FFKM au CCI Ivato s’est bien déroulé, hier. Les quatre anciens Chefs d’Etat ont été réunis, avec le Président de la République. Mais contre toute attente, les…

Cela fait maintenant 3 jours que les inscriptions aux examens officiels sont ouvertes, à Antananarivo et partout dans le pays. Si celles-ci sont toujours gratuites pour les examens du CEPE et du BEPC, elles sont de 12 000 Ar pour le baccalauréat. Dans tous les cas, les candidats libres se doivent de commencer à penser à…

Salon de l’étudiant : Deux jours au Palais des Sports

C’est en prévision de la rentrée de janvier, que le « Salon de l’étudiant » ouvrira ses portes à partir de ce jour au Palais des Sports. Organisé par Madajeune et ce, depuis de nombreuses années, ce salon s’adresse aux nouveaux bacheliers qui n’ont pas encore rejoint les établissements d’enseignement supérieur en octobre. C’est le cas pour…

Isan’ny tranga nahazo vahana teto Antsirabe nandritra ny taona 2014 lasa iny, ny fandosiran’ny zaza ray aman-dreny «  fugue ». Tafakatra 90 ny isan’ireo zaza nitsoaka ny ray aman-dreniny, raha ny tarehimarika azo teo anivon’ny polisim-pirenena. Mety ho maro ny antony itsoahan’ireo zaza ny fonenana misy azy, ao ny fikorotanan’ny tokatrano, ny  fifamaliana eo amin’ny ray…

Efa telo volana no nahararian’ilay ramatoa iray, izay niantomboka tamin’ny kaikitry ny moka no nahatsiarovany azy, ka izao miafara amin’izao karazana homamiadana izao.Nivonto kely toy ny mony no niandohany ary nitombo ho lehibebe ary niafara tamin’ny fahavakisana ka nivoaka rà sy nana.Nihombo tao anatin’ny fotoana fohy ny aretina, ka lasa fery niitatra hatrany amin’ny tratrany…

Olona 8 no natolotra ny fitsarana, ny marainan’ny 13 janoary 2015 teo,  mahakasika ny nahafaty ilay polisin’ny lalam-by aty amin’ny faritra Alaotra. Niaiky tamin’ny famotorana natao azy ny sasany tamin’izy 8 mianadahy ireo; izay nambara fa vokatry ny olana tao anatin’ny alim-pandihizana iray teto Ambatondrazaka,  ka nanaovana tambabe tamin’ity mpitandro ny filaminana ity .Ny marainan’ny…

Toa zary hadinon’ny fanjakana ny fandraisana andraikitra amin’ity làlana RN 44 ity, hoy ireo kaoperativa rehetra mampiasa ny làlana mampitohy an’Ambatondrazaka sy Toamasina sy Ambatondrazaka sy Antananarivo. Efa nisy ny fiantsoanay ireo tompon’andraikitra hoy ny lehiben’ireo kaoperativa, fa toa mangina izy ireo. Fantatra mantsy fa vokatry ny rotsak’orana sy ny fampiasana fiara vaventy mitatitra KRAOMA …