Day: 14 janvier 2015

Rahampitso eny amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany etsy Anosy, no handeha ny raharaha Berija Ravelomanantsoa. Maromaro ny vesatra nitazonana azy ary mahakasika asa fanakorontanana, izay tonga amin’ny fikasana hanongam-panjakana izany. Toe-javatra izay toherin’ny namany maro, tsy nitsahatra ny nanao hetsika mba ho famotsorana an’i Berija Ravelomanantsoa. Etsy andanin’izany ihany koa, dia toa manaraka tsy tapaka ireo…

Nitombo indray ny fahavoazan’ny kaominina Antsirabe ambonivohitra, raha tsy mbola nahitana vahaolana maharitra  ny fandoavana ny karaman’ny mpiasa, dia niampy iray indray ankehitriny ny olana hovahana. Gaboraraka tanteraka, izay no azo amehezana ny fitantanana ankehitriny, nanjavona tao amin’ny sampandraharahan’ny “voirie” mantsy ny solosaina 412  sy “écran” 28. Nahavariana ihany ny trangan-javatra, satria voalaza fa efa…

Avy nianatra ary hamonjy fodiana ny mpianatra iray eny amin’ny Lycée Andohalo, no nofaohin’ny taxi-be mampitohy an’Analakely amin’iny faritra iny. Naratra mafy vokatr’izany ity mpianatra izay nirava tamin’ny efatra, ka nidina tsimoramora tamin’ny lalany isan’andro. Raha araka ny fanazavan’ny olona, dia nisongona fiara iray nijanona rehefa nandefa olona hiampita ilay fiara, nisy fiara iray fanindroany…

# – Tsiazotafo. Fiara roa nirehitra. Fiara roa no fantatra fa nirehetra teny amin’ny faritry Tsiazotafo, ny harivan’ny alatsinainy. Samy potika avokoa ireo fiara ireo. Hatramin’izao aloha, tsy fantatra mazava ny antony nahatonga ny fahamaizana. # – Ambohimanarina. Trano nianjera. Trano gasy iray no fantatra fa nianjera teny amin’ny  faritra Ambohimanarina, omaly tokony ho tany…

Le concours « Artiste de l’année 2014 » est lancé. Le règlement du concours est présenté en page 11. Un bulletin de participation sera publié dans chaque édition du quotidien Midi Madagasikara jusqu’au samedi 31 janvier. Le lecteur devra choisir dans une liste de nominés que la rédaction a préparée. Nous allons vous présenter ces artistes qui…

Une opportunité pour les producteurs malgaches ! Œuvrant pour le développement du cinéma documentaire africain, le programme Africadoc lance un appel aux producteurs indépendants souhaitant maîtriser la gestion d’une entreprise de production audiovisuelle et l’accompagnement artistique de film documentaire de création. Entièrement gratuite, la formation se tiendra à Tamatave du 20 avril au 13 mai. Les…

Agrobusiness : Vers un développement inclusif

On recense entre 400 et 500 entreprises qui opèrent actuellement dans ce secteur dans tout Madagascar. L’agriculture contractuelle. C’est le modèle d’affaire inclusif  proposé dans le cadre de l’agrobusiness. Des entreprises œuvrant dans ce secteur en applique actuellement dans le dessein d’assurer un développement inclusif, soit en impliquant les petits exploitants agricoles dans la chaîne…

BNI Madagascar : Plus que deux semaines pour le « taux spécial fête »

L’offre spéciale « Crédit aux particuliers » de BNI Madagascar est un grand succès, d’après Lantonirina Razafindranaivo, directeur de l’agence Zénith de la banque à Ankorondrano. « BNI Madagascar a l’habitude de lancer une campagne Cap fin d’année avec des offres spéciales. Mais c’est la première fois que l’on a tapé fort avec une baisse de 3 points…