Day: 20 janvier 2015

Ayant été créé en 1985, le collège privé «Les Colchiques» célèbrera cette année ses 30 ans d’existence. En 1999, l’établissement a pris le statut de collège, avec l’ouverture du niveau secondaire. Selon la directrice, Andrianjafy Modestine, le début de la célébration va être marqué par un culte, ce samedi 24 janvier à l’église Fjkm Miaradia…

Antsirabe  : Nahafinaritra ny Noelin’ny Sembana

Fikambanana Fitiavana an’i Vakinankaratra : Nizara sakafo ho an’ny sembana. Toy ny fanao isan-taona dia nijery manokana ireo olona manana fahasembanana eto amin’ny faritra Vakinankaratra ny fikambanana « Fitiavana an’i Vakinankaratra ». Efa am-polo taona no nijoroan’ny fikambanana. Randriambololona Sen mivady no nanangana azy  ka tanjona kinendry ny hanampy ny olona manana fahasembanana. Noelin’ny sembana, io no iantsoana…

Un an après avoir quitté Mahazoarivo, l’ancien Premier ministre, Jean Omer Beriziky a décidé de reprendre sa première vocation, son ancien emploi qu’est le domaine de l’enseignement. En effet, depuis le début de l’année universitaire, l’ex-Chef du gouvernement a repris son métier d’enseignant-chercheur au sein du « Département Histoire » à l’Université de Toamasina. A noter que…

Décès de Félicien : Une foule immense en émoi… du Palais des Sports à Antsirabe !

Hier, une foule immense a accompagné le départ du convoi funèbre de Félicien Rakotomalala au Palais des Sports, pour rejoindre Tuléar. A Antsirabe, le même accueil lui fut réservé. Tous avaient voulu rendre un dernier hommage au « kopi kolé » de Théo Rakotovao. « Gone too soon » chantait Michael Jackson. « Un petit trait de Bob Marley dans…

Fanaovam-beloma an’i Félicien : Nisy mpangarom-paosy voasambotra

Tsy kely lalana ny ratsy. Misy azy avokoa izay rehetra mety hivondronan’ny olona. Tongan’ny sasany tamin’izy ireo ihany koa tao amin’ny fanaovam-beloma farany ny vatana mangatsiakan’i Félicien Rakotomalala tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahan-tena. Saron’ny olona teo am-pangaronana paosy izy, raha araka ny fanazavana. Tezitra ny olona satria efa ao anatin’ny fahoriana mbola misy…

Mouvance Ravalomanana : Les ministrables à Faravohitra

Le futur gouvernement serait composé de quatre personnalités issues de la mouvance de l’ancien président. L’ancien président ne chôme pas à Faravohitra en attendant la formation du nouveau gouvernement dirigé par le Général Jean Ravelonarivo. D’ailleurs, l’accès à Faravohitra n’est plus strictement réglementé comme auparavant. Il suffit que le chef de délégation Rolland Ravatomanga demande…

Ambohimiandra. « Fasanabe » no fiantsoan’ny manodidina ilay fasana. Nisy namaky ny asabotsy teo ary isan’ny lasa tao ny razam-be antsoina hoe Rabiby… Nobatain’ny olon-dratsy avokoa ireo razana teo amin’ny farafara vato miisa sivy. Manodidina ny fitopolo ka hatramin’ny valopolo isa izany, raha araka ny fanazavan’ny tompom-pasana. Naparitak’ireo eraky ny fasana izay tsy nilainy. Isan’izany ny labozia,…