Day: 21 janvier 2015

Le sport mène à tout – Avotraina Andriamosa : Du football à la mairie de Sabotsy Namehana

Midi Madagasikara ouvre aujourd’hui une nouvelle rubrique hebdomadaire intitulée « Le sport mène à tout ». Une rubrique destinée à retracer le parcours d’un grand sportif qui a réussi sa reconversion dans le milieu professionnel. Et à tout seigneur, tout honneur, on ouvrira le bal au maire de Sabotsy Namehana, Avotraina Andriamosa. Issu d’une famille de 11…

Nirefodrefotra ny basy, nandriaka ny rà ! Nisehoana fanafihana mitam-piadiana indray ny teny amin’ny faritra Ivato iny, omaly hariva tokony ho tamin’ny 7ora sy sasany tany ho any. Jiolahy telo, niaraka tamin’ny basy no nanao amboletra niditra tao amin’ny fivarotana iray teny  Ambodirano, Ivato. Vokany, olona roa, tao an-tsena, no niantefan’ny balan’ireo olon-dratsy ka naratra mafy…

Habibiana tsy roa aman-tany ! Zazakely iray, mbola amam-bolana no hitan’ny fokonolona faty omaly maraina tao an-drenivohitr’i Betsimisaraka tao, raha ny marimarina kokoa tao amin’ny fokontany Depôt Analankinina, omaly vao maraim-be. Tapaka sa notapahana roa ity zazakely ity ka ny tapany ambony ho hitan’ny fokonolona, tsy tazana teny amin’ny toerana nisy azy kosa ny tapany ambany.…

# Avec un taux de bancarisation estimé à moins de 5%, le secteur financier  malgache reste très peu développé.  Actuellement, il est composé de 11 banques, 6 établissements financiers et 31 institutions de microfinance. Le secteur financier malgache n’a pas été épargné par la crise qui  a affecté la qualité du portefeuille des banques, traduisant…

Le « Vondron’ny Mpanohitra manaraka ny ara-dalàna » (VPMAM) estime que l’opposition ne doit pas être écartée dans les processus de résolution de la crise, mais est aussi appelée à émettre son point de vue et proposer des solutions dans la direction des affaires nationales. Soit à être partie prenante à la réconciliation nationale. Le communiqué fait…

Nitrangana fanolanana indray tetsy amin’ny 67 ha Atsimo. Tovovavy kely vao 13 taona monja, sembana ara-tsaina no naolana lehilahy iray mamolava mananika ny 50 taona, monina ao Antetezana Afovoany, afak’omaly alina. Raha ny fanazavana azo, dia naolan’ity rangahy ity tao anaty trano rava dibodrano ity zazavavy adala ity rehefa avy nomeny vola roa arivo ariary…