Day: 22 janvier 2015

C’est au prochain conseil des ministres que la composition du gouvernement Jean Ravelonarivo sera connue. En attendant, pressentis et prétendants sont légion. Les consultations qui affluent chez le Premier ministre ne sont que des indices. Elles ne confirment pas encore qu’un tel ou une telle a obtenu un poste de ministre. Il faut de la…

Iray tamin’ireo dimy ihany no nidoboka am-ponja. Ny telo ambiny nahazo fahafahana vonjimaika ary ny fahadimy kosa nalefa nitsoaka. Ankehitriny anefa dia nisy ny fangatahana fahafahana manohy fanadihadiana nataon’ny mpitandro ny filaminana. Izany dia miompanana amin’ny heloka nety ho vitan’ireo sinoa ireo, ary koa ny fomba nahafahan’ilay iray nitsoaka, ary heverina hatreto fa tena atidoha…