Day: 3 février 2015

Nana Mouskouri : Un concert au profit de l’UNICEF le 28 février au CCI

C’est une des grandes figures de la musique du XXe siècle. Le terme de star prend toute sa signification quand on parle d’elle. Plusieurs générations d’admirateurs ont grandi en l’écoutant interpréter des chansons devenues au fil du temps des classiques de la variété internationale. A 80 ans passés, elle  continue d’enchanter son public. Elle a…

Tamin’ny tsy nampoizina no nahafantarana fisian’ny sokatra tao amina tranona Sinoa Omaly no nandalo teny amin’ny mpitsara mpanao famotorana ny teratany miisa telo noho ny fahatratrarana sokatra kely miisa 200 tao amin’ny trano onenany eny Ambohitrarahaba. Avy hatrany moa izy ireo dia nalefa vonjimaika eny amin’ny fonjan’Antanimora miandry ny fitsarana azy. Ny zandary ao amin’ny…

L’euro équivaut actuellement à 1,12 dollar. Aujourd’hui, l’euro s’achète à 2 960,09 Ariary, contre 2 610,45 Ariary pour le dollar. En effet, l’évolution sur le marché monétaire ne se traduit pas par une stabilité de l’euro, mais plutôt par une dépréciation de l’Ariary et de l’Euro. Vendredi dernier, l’euro est passé pour la première fois,…

Nisehoana lozam-pifamoivoizana nahafaty olona ny lalam-pirenena faha-7 ny alahady sy omaly alatsinainy. Olona roa no fantatra fa maty. Tamin’ny alahady alina, nisy fiara iray avy any Fianarantsoa ho aty Antananarivo. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa olona mianaka no tao anatiny. Ilay zanany no nitondra ny fiara. Noho ny harerahana anefa dia niaharan-doza izy mianaka. Nidona…

Une grande première dans le pays. Un premier plan d’aménagement concerté a été élaboré de manière concertée entre le ministère des Ressources Halieutiques et de la Pêche et Wildlife Conservation Society ainsi que les communautés villageoises dans la baie d’Antongil et les différentes catégories de pêcheurs. « Ce plan autorise, à l’intérieur de la baie, la…

Ankizivavy sahabo ho 13 taona avy nianatra handeha hody no nihetsika aretina hafahafa toa ambalavelona tao anaty taksibe, omaly antoandro tokony ho tamin’ny 12 ora mahery kely teo, tetsy Ankazomanga. Izy efa nihizitrizitra sy nikiakiana ary nifotafota ivy (faroratra fotsy teo amin’ny vavany) no nanaitra ny rehetra tao anatin’ity fiara fitateram-bahoaka ity. Voatery nijanona mihitsy…

Le taekwondo malgache renaît de ses cendres et il était temps. L’Open de Madagascar 2015 a été un franc succès pour un rendez-vous national comme celui-ci. La FMTKD a utilisé deux tapis de combat complètement éléctronisés et capable de gérer plus de 80 combats. Le sérieux des arbitres et des officiels techniques étaient au plus…

Renim-pianakaviana iray no  naratra noho ny fanafihan’ny jiolahy  tokantrano iray tao Tanambao Ambatondrazaka .Tokony tany amin’ny 1 ora maraina tany ho any no nisy nanafika ity tokantrano ity, ny alatsinainy 02 febroary 2015 teo,ka jiolahy 3 lahy  mitondra antsy lava lela  no nandroba azy .Nokapainy tamin’ny antsy ny ranjon’ilay renim-pianakaviana, izay voa mafy tokoa.Vokany : lasa…