Day: 5 février 2015

Isan-taona dia mpiseho ny fisintonany ny olona mandro ao aminy ny ranomasina Océan Indien. Teo amin’ny faritra eo akaikin’ny Hotel Las Palmas sy ny biraon’ny CRPP, teo anelanelan’ny Biraon’ny Asa Vaventy sy ny orinasa SOAVOANIO, ary tany Ampandrozonana, akaikin’ny toerana fandroan’ny mpanao tromba, no efa nisian’ny olona maty tao amin’io ranomasina io. Tao Ampandrozonana moa…

43ertures, e pédestre est devenue un rendez-vous incountournable des amoureux d’pionnats de Madagascar de boxe La préparation de la 7e édition de l’UTOP qui aura lieu les 1, 2 et 3 mai 2015 s’active. Comme le slogan, Trail aux mille sourires, plus de 1 000 participants de toutes nationalités confondues sont attendus cette année s’ils…

Nividianana whisky teny amin’ny “duty free” ireo vola vahiny euros. Nampiahiahy ny mpivarotra izany. Nantsoina ny mpitandro ny filaminana ary voamarina tokoa fa tena vola sandoka no nampiasain’ilay lehilahy. Rehefa nohadihadiana izy dia nanondro karàna iray izay nolazainy fa mpampiasa azy, sady naniraka azy hividy ilay toaka ihany koa. Tsy hita anefa io teratany vahiny…

Parole d’Artiste : « Je veux faire  de la musique tropicale autrement » Affirme Mija, l’étoile montante de la musique malgache

Mija avant d’être une chanteuse de talent est avant tout une jeune femme souriante, chaleureuse et pleine de vie. La chanteuse croit en ce qu’elle fait et elle essaie de se démarquer des autres chanteuses côtières en proposant un genre nouveau issu de la world music. Nous avons rencontré l’artiste qui nous parle de son…