Day: 10 février 2015

Tolo-tanana : Nitondra ny anjarany ny Polisim-pirenena

Araka ny toromarika avy amin’Andriamatoa praiminisitra lehiben’ny goverenemanta ho amin’ny voin- kava-mahatratra dia andro fiaraha-mientan’ny Malagasy, ho an’ny traboina vokatry ny rivo-doza Chedza sy ny kere any atsimo ny sabotsy 07 febroary 2015. Tonga nanatanteraka ny adidiny tetsy amin’ny trano fitehirizam-bokim-pirenena Ampefiloha, ny fianankaviam-ben’ny Polisim-pirenena, izay notarihan’Andriamatoa minisitra, ny Inspecteur Général de Police Randimbisoa Blaise…

Le public venu à l’AFT, vendredi dernier, a ovationné la troupe qui a joué la pièce « Rasa mivadika » de Beby Mahita. Ce dernier a pu découvrir toutes les facettes d’un théâtre malgache bien maîtrisé : hain-teny, kabary et chants. D’autres représentations de cette pièce vont bientôt avoir lieu à Ankatso et Ambohidratrimo. Patrice RABE

Couple présidentiel : Des dons pour les sinistrés d’Ikongo

Le couple présidentiel, Hery Rajaonarimampianina, n’a pas oublié les sinistrés du district d’Ikongo, lors du passage du cyclone Chedza. Ces dons, notamment du riz blanc, ont été remis aux habitants de ladite localité le 4 février dernier. Le député élu dans la circonscription d’Ikongo, Jean Brunelle Razafitsiandraofa, s’est chargé de l’organisation du contrôle et du…

Raim-pianakaviana iray 57 taona manan-janaka efatra, monina etsy 67 ha Avaratra Andrefana, no tapa-dela nokaikerim-badiny, ny asabotsy alina teo. Nilalao fitia niaraka tamin’ny tovovavy iray avy any Atsimo (somondrara ndao fa lera) ity lehilahy ity no tratram-badiny. Ity farany izay efa nanara-maso azy efa hatry ny ela. Tamin’io asabotsy io, tokony ho tamin’ny 6 ora…

Tovovavy iray handray 15 taona ny 17 febroary izao, kilasy “seconde” mianatra amina sekolim-panjakana iray etsy Ampefiloha, no namono tena nitelina pilina fanafody “paracetamol” maherin’ny 30, omaly naraina, tetsy 67 ha Atsimo (Antetezana Afovoany). Rehefa avy nivavaka izy ny maraina (tokony ho tamin’ny 10 ora latsaka kely), dia nihidy tao anaty efitranony, sady nigogogogo nitomany,…

#-Ampasika. Lehilahy hita faty tetsy Ikopa. Lehilahy iray manodidina ny 60 taona tany ho any no hitan’ny fokonolona natsingevan’ny ranon’Ikopa teny Ampasika, alahady alina lasa teo. Niantso ny tompon’andraikitra avy hatrany ireo olona nahitana an’ity razana ity ary tonga avy hatrany teny an-toerana ireo tompon’andraikitra. Tsy nahitana ratra tety ivelany ity razana ity, raha ny…

Omaly alatsinainy hariva tokony ho tamin’ny 5 ora, tsy fantatra izay zavatra niseho fa nivadika teo am-pitoerana ny sambo lehibe iray feno entana tao amin’ny seranan-tsambon’i Mahajanga. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa handeha ho any Comores ity sambo ity. Maro ireo mpiasa nampiakatra entana tao anatiny tamin’ny fotoana nisehoan’ny loza. Nahita anefa izy ireo fa…

Ny asabotsy teo, tokony ho tamin’ny 5 ora hariva, hatairana tsy misy toa izany ny an’ireo fokonolona tao amin’ny fokontany Ankorondrano, kaominina Tsiafahy. Nahitana taolam-paty, taolana madinidinika teo amin’ny 25 teo, mantsy tao an-tanàna, niampy taola-nify dimy. Raha ny fantatra anefa dia toa tsy nisy fasana vaky teny amin’ny manodidina. Avy hatrany ny tompon’andrakitry ny…