Day: 10 février 2015

« Tena maro tsy tambo isaina ny fitarainana tonga aty aminay mikasika ireny fiarabe mpaka fako ireny », raha ny fanazavana azo avy amin’ny mpitandro filaminana misahana ny lozam-pifamoivoizana. Fiara am-polony maro no nodominina fiarabe iray mpaka fako, tetsy Faravohitra, ny alahady lasa teo, tokony ho tamin’ny 12 ora antoandro tany ho any. Olana teo amin’ny hisitra…

Nitondra takaitra tamin’ny fandalovan’ny rivodoza Fundi ny distrikan’i Morombe any amin’ny faritra Atsimo Andrefana. Dibodrano tanteraka i Morombe ary tsy tafavarina any an-dranomasina ny rano. Miezaka mamonjy toerana avo toy ny sekolim-panjakana sy  ny fiangonana ireo traboina amin’izao. Betsaka ny trano rava, indrindra ireo vita amin’ny vondro. Andrin-jiro fito no nianjera  amin’ny tany miampy ireo…

Marc Ravalomanana : Interdit de politique jusqu’à nouvel ordre

Sa situation actuelle ne permet pas à l’ancien président de diriger vis-à-vis de la loi sa mouvance ou le TIM. Cela fait déjà 40 jours que l’ancien président Marc Ravalomanana a retrouvé sa résidence de Faravohitra après avoir été placé en résidence surveillé à l’Amirauté d’Antsiranana. Les juristes ne trouvent plus l’expression juridique qui peut…

# Recrutement des maîtres FRAM. Une fois de plus, les maîtres Fram se sont réunis au siège de la DREN Analamanga, hier. Mais cette fois-ci, le motif du rassemblement est lié au retard de la signature de leur contrat de travail, ainsi qu’au retard du payement des subventions du dernier bimestre. En effet, si cette…

Handeha hamonjy fodiana ireto mpivady no nosakanan’ny jiolahy telo lahy, tsy afa nanohatra izy roa fa dia nanaiky mora foana izay notakian’ireo jiolahy. Tamin’ny zoma 6 febroary lasa teo no nisehoan’ity fanendahana miharo  fandrobana ity tao amin’ny distrikan’i Mandoto. Mpiavady handeha hamonjy fodiana avy nivarotra tao Betsohana no nosakanana bandy telo lahy teo anelanelan’i Iazara…