Day: 19 février 2015

Lehilahy iray no hita faty tao anaty kirihitr’ala, tsy nisy tongatra havia intsony, tsy teo ihany koa ny maha lehilahy azy, ny alahady teo, tao amin’ny fokontany Ampasinabo, kaominina ambanivohitry Mitsinjo Betanimena, distrikan’i Toliara II. Hatramin’izao raha ny vaovao voaray, tsy fantantra ny tena nahafaty ity raim-pianakaviana ity. Olona sendra hivoaka (hikaka) maraina no nahita…

Manoloana ny firongatry ny asan-jiolahy amin’izao fotoana izao sy ny fahamaroan’ireo mpanendakana mameno ireo elakelan-trano, tsy mifidy olona asiana intsony ary tsy mifidy fotoana dia nisy ny hetsika nataon’ny tao amin’ny pôlisy etsy amin’ny kaomisarian’ny boriboritany faha-7, ny sabotsy lasa teo. Mpanendaka fito, nandripaka teny amin’iny faritra 67ha no sarona teo am-panaovana ny asa ratsiny.…

Le ministre de l’Intérieur et de la Décentralisation, Mahafaly Olivier Solonandrasana, s’est entretenu avec les représentants de la Commune urbaine d’Antananarivo, hier, à Anosy. Au centre de discussions le découpage de la Ville des Mille. Les deux parties sont du même avis que ce qui est important c’est de ne penser notamment qu’aux intérêts de…

Après leur grande marche vers Ambohidahy, les syndicalistes ont déposé une demande d’audience auprès de la Primature et du Ministère de l’Intérieur. Les employés de la Commune Urbaine d’Antananarivo (CUA) persistent et signent en contestant le découpage d’Antananarivo en six Mairies d’Arrondissement. Hier, une délégation des agents de la CUA s’est rendue au bureau de…

Diplomatie : Des changements au MAE

Des changements s’opèrent actuellement au ministère des Affaires Etrangères à Anosy. D’après la nouvelle ministre Atallah Béatrice, ces changements sont dictés par les impératifs de la bonne gouvernance et de la gestion du cas de la diaspora malgache à l’étranger. En effet, le nouvel organigramme du ministère des Affaires Etrangères prévoit la création de la…

Lundi 16 février, une forte délégation a accompagné le Chef de région Sud-Ouest, le Gal Robert se rendant à Miary, pour distribuer 27 sacs de riz à la population sinistrée des cyclones. « Les présents dons sont en provenance du Téléthon national, en réponse à l’appel du 7 février du Premier ministre Jean Ravelonarivo » explique Solange,…

Mbola tsy votsotra hatramin’ny omaly nanoratanay iHoussen Avaraly, ilay zazalahy 12 taona, teratany karàna izay nalain’ny jiolahy an-keriny ny antoandron’ny talata teo, teo an-tampon-tanànan’i Toliara. Fantatra kosa anefa fa efa nisy ny fifandraisana teo amin’ny mpaka an-keriny sy ny fiankavian’ilay zaza. “Tafiakatra 200 tapitrisa ariary na iray miliara fmg ny vola tadiavin’ireo jiolahy. Mitohy anefa…