Day: 26 février 2015

Amin’ny andro antoandrobe nanahary no niseho ny fanafihana mitam-basy tetsy Isotry. Omaly, tokony ho mitataovovonana, no nisehoan’izany asa ratsy izany. Tsy vitan’ny voatafika ilay mpikirakira « taxi-phone » fa mbola niharan’ny herisetra ihany koa. Notondrahan’ireo telolahy nitondra basy  basy, vita gasy raha araka ny loharanom-baovao akaiky ny mpitandro ny filaminana – tamin’ny asidra ilay lehilahy nony avy…

Olona maromaro nihinana  ireny misao amidy amin’ny sisin-dalana  ireny  no fantatra fa narary avokoa tany amin’ny tanana iray atao hoe Maritampona Amparafaravola iny .Araka ny loharanom-baovao voaray dia samy nivalana narary kibo avokoa izy ireo ary samy nitsabo tena araka ny nataony avy. Tao ny namonjy tobim-pahasalamana, tao ny nanao dokotera tena .Ny faha faha…

DG du Bianco : « Nous connaissons les auteurs du trafic illicite du bois de rose »

Un atelier de pré-validation de la stratégie nationale de lutte contre la corruption s’est tenu, hier, au Carlton. Il a été placé sous l’égide d’un comité de pilotage composé du Bianco, du CSI et du ministère de la Justice, avec l’appui technique et financier du PNUD. Le Directeur Général du Bianco, Jean-Louis Andriamifidy, a reconnu…

« Afin d’éviter les désagréments en tous genres, le ministère du Tourisme, des Transports et de la Météorologie (MTTM) conseille et recommande à tous les usagers de la route de  privilégier l’utilisation des transports en commun pour favoriser la fluidité de la circulation, dont les bouchons et engorgement sont causés notamment par les entretiens et réfections…

Ambohidahy. Lasan’ny mpisam ny telefonina. Tamin’ny fotoana nandehan’ny lehilahy iray tao anaty tonelina Ambohidahy no nisintonan’ny sasany ny telefonina an’ity lehilahy iray. Rehefa tonga teny Ambohijatovo ilay lehilahy dia niverina ary nahita ireo roalahy. Niantso polisy izy avy eo ary voasambotra ireo bandy. Nolazain’izy ireo fa tsy any aminy intsony ilay finday fa efa nomeny…

Lehilahy 26 taona, monina etsy Antetezana Afovoany, mamo nody irery alina, avy nanala azy niaraka tamin’ny mpiara-miasa namany, no voaolana sady voaendaka no voadaroka, afak’omaly alina, tetsy Isotry tsy lavitry ny tetezana Bekiraro. Raha ny vaovao voaray, dia bandy telolahy no nanao fihetsika mamohetra taminy. Tsy vitan’ny nandroba ny kitapo nobabeny ireo olon-dratsy fa mbola…