Day: 3 mars 2015

Hatramin’ny nisian’ny ora-mikija tsy an-kijanona teto Antsirabe, efa ho herinandro mahery izao, dia tsy vitsy ireo tany sy fefy nihotsaka, eny fa hatramin’ny trano. Vehivavy iray no namoy ny ainy vokatr’io firodanan’ny trano io tao Atsimotsena, ny faran’ny herinandrao lasa teo. Tokony ho tamin’ny 11 ora sy sasany alina no niseho ny loza, efa nikasa…

Renim-pianakaviana iray sahabo ho 45 taona, monina etsy Andohatapenaka, no torana sy niolana tenda, ny asabotsy hariva teo, rehefa nalana devoly tamin’ny fiangonana iray teto an-drenivohitra. Adiny iray vao nahatsiaro tena izy, rehefa novelombelomina sy nokosehina tongatra sy tanana. Rehefa nalana devoly ity ramatoa traboina ity dia safotra. Ny fiangonana ihany koa somary mihiboka nefa…

A trois, ils ont pu délester par voie d’escroquerie les 37 millions d’ariary d’un individu voulant acheter du mercure. Ils ont mis la marchandise dans une boîte de lait en poudre et ne l’ont jamais montré à leur proie. Ils trouvent toujours des prétextes pour gagner du temps et ainsi pour parasiter à long terme…

Trangam-piarahamonina hafakely ity entina aminao mpamaky androany ity. Tovovavy iray 24 taona avy any Atsimo mila ravinahitra eto an-drenivohitra, monina etsy 67 ha, no niteraka kambana telolahy, ny alin’ny asabotsy teo. Salama tsara ireo zaza raha ny fahitana azy, na dia hita ho somary reraka aza ny reniny. Tsy fantatra izay rain’ireto zaza ireto, fa…

Vehivavy iray manodidina ny 24 taona eo ho eo no hita faty tao anaty lakandrano, omaly maraina be tokony ho tamin’ny 5 ora sasany maraina. Tao Ambohimiandrisoa, fokontany Avaratsena, no nisehoan’ny tranga. Ontsa avokoa izay nahita ity vata-mangatsiakan’ity vehivavy ity nivalampatra tao anaty lakan-drano. Somary nisabaka izy ary notsentseman’ireo nahavanon-doza tamin’ny hazo ny fivaviany. Ankoatra…

Miverina mahazo vahana indray amin’izao fotoana izao ny fitsaram-bahoaka amin’ny faritra maro eto amintsika. Fantatra araka ny vaovao voaray fa olona valo be izao no indray niharan’izany tany Mananara Avaratra sy Mahanoro, any amin’ny faritra roa any atsinanan’ny nosy. Tao anatin’ny andro roa no nisehoan’izany. Niompana tamina halatra jirofo avokoa ireo zavatra ireo. Voalaza mantsy…

« Ilazàna isika vahoaka mba ho mailo amin’ny mety ho fihotsahan’ny tany ary ireo mponina manamorona ny renirano sy ny fefiloha  mba ho mailo toy izany koa amin’ny fiakaran’ny rano ». Ces derniers jours, les clients d’Airtel Madagascar reçoivent ce genre de sms les avisant sur les dangers potentiels des intempéries.  Des avis très utiles pour la…

QMM : Un impact économique positif

Les résultats du  suivi des activités relatives à l’ilménite par Rio Tinto QMM viennent d’être publiés. Les faits et les statistiques viennent de confirmer, une fois de plus que les grandes exploitations minières ont un impact économique positif. C’est le cas notamment de l’exploitation d’ilménite de QMM qui, selon les résultats de suivi  publiés par…