Day: 20 mars 2015

Tao anatin’ny roa andro nisesy, mpandeka roa no azon’ny fokonolona ary saika matin’ny hatezeram-bahoaka. Omaly indray mantsy, tovolahy iray 20 taona teo ho eo, no voasambotry ny mponina teny amin’iny faritra Ambohidahy iny, raha avy nanendaka mpitondra môtô tao anaty tonelina. Raha ny fanazavana azo, finday teny an-tànan’ireo mpandeha môtô no nosarihan’ity mpanendaka ity. Tsy…

Depuis plus d’un mois, les sinistrés se trouvant dans le site d’hébergement à l’Ans Ampefiloha se plaignent de n’avoir pas reçu de dons. Ils étaient plus de 500 à vivre dans de mauvaises conditions après les dégâts des intempéries inondant la capitale. La grande famille de parabole n’est pas restée insensible face au sort de…

Le président Hery Rajaonarimampianina sera à Windhoek, demain, pour assister à la célébration du 25e anniversaire de l’indépendance de la Namibie et à l’investiture du troisième président de ce pays, Hage Geingob. Il quittera Madagascar ce jour et sera de retour pour le vol inaugural Nosy Be-Antananarivo de dimanche prochain du nouvel avion ATR 72-600…

Hatairaina ny an’ireo mponina teny amin’iny faritra Ambanidia iny, omaly hariva tokony ho tamin’ny 6ora sy sasany teo ho eo. Fiara iray R21, no nirehitra sy kila hotohoto, raha tao anaty fitohanana. Toy ny mahazatra dia saika ahitana fitohanana foana iny faritra Ambanidia iny, manakaiky ny paositra. Tampoka teo anefa, niredareda tsy nisy toa izany…

Le Championnat de rugby de l’Océan Indien, ou l’AROI, a débuté, hier, sur le terrain de Père Pedro à Andralanitra. Dans la catégorie U16, les Réunionnais ont largement étrillé la deuxième équipe de Madagascar engagée dans la compétition, par 55 à 10. Les visiteurs ont inscrit 11 essais contre deux pour les Malgaches. En U18,…

Olona ambony nendahin’ny pelaka, lasa ny vola tao anaty  « porte-feuille ». Nanjavona ihany koa ny karatra fangalàna solika sy ny karatry ny fiasana. Izay ny nanjo ilay olona ambony izay nendahin’ny pelaka teny Antaninarenina ny alin’ny alarobia hifoha alakamisy teo. Tsy fantatra mazava kosa izay anton-diany teny an-toerana. Izy efa voaendaka vao samy nametra-panontaniana tany an-tsaina…

Diplomatie tous azimuts. En organisant de différentes activités dans le cadre du prochain Sommet de l’OIF, Madagascar se prépare en même temps à l’accueil du 19ème Sommet du COMESA (Marché commun de l’Afrique orientale et australe). D’après la ministre des Affaires Etrangères, Atallah Béatrice, Madagascar assurera la présidence du COMESA à partir de 2016. C’est…

Nisahotaka ny teny amin’ny faritr’ Andavamba, omaly tokony ho tany amin’ny 5 ora sy sasany tany. Fiara ana mpitandro filaminana no tonga naka olona efatra. Ny resaka re teny an-toerana no nahafantarana fa resaka vola sandoka no nahatonga izany. Naka vola tamin’ireny “kiosque” ireny ny fianakaviana iray nandoavany hofantrano. Naloa tany amin’ny tompon’ny trano izany.…