Day: 25 mars 2015

Compagnie Vidzar : Deux nouveautés au Vinexpo 2015

La Compagnie Vidzar confirme son statut de leader dans le secteur des vins et des spiritueux. Pour la cinquième fois consécutive, la compagnie Vidzar sera présente à Vinexpo, l’événement incontournable des vins et des spiritueux qui aura lieu à Bordeaux au mois de juin prochain.  Vidzar dont les produits très appréciés sur le plan local…

Lutte anti-piratage : 8 313 disques saisis au cours du premier trimestre 2015

La piraterie est le principal obstacle pour le développement de la cinématographie et de la musique à Madagascar. Mais même les géants de l’informatique comme Microsoft souffrent de cette pratique maligne. Ensemble, ces victimes veulent intensifier la lutte anti-piratage. Le taux de piratage à Madagascar est estimé à 80%, mais aucun chiffre officiel n’a encore…

Ambodivona : Mpiambina roalahy voatsatoka antsy, maty ny iray

Nisehoana fanendahana niaro tsindrona antsy indray tetsy Ambodivona, omaly hariva. Mpiambina roalahy teny amin’ireny tranokely mpizara vola ireny no niharan’ny vonon’ireo jiolahy. Tsatok’antsy teo amin’ny fony no nahafaty ny iray, raha naratra mafy kosa ilay namany. Araka ny fantatra dia saika hiaro olona, nendahan’ireo olon-dratsy izy roalahy ireto no nivadika tampoka tany amin’izy ireo ny…

Lalim-paka ny fahantrana, mitombo isa hatrany saika isan’andro olona tsy an’asa sy sahirana ara-pivelomana mitsimpona fako eto Toliara. Ny ankamaroan’izy ireo dia ankizy tsy ampy taona tokony mbola any an-tsekoly, nefa manampy sahady ny ray aman-dreniny amin’ny fitadiavana maka sy manangona ireo « sachet » sy potin-tsaribao ary entana hafa azo avadika ho vola hividianana sakafo. Zara…

Ong Ecole du Monde : Des vivres pour les habitants du grand Sud

Les habitants nécessiteux d’Ambatovinaky, commune rurale d’Ejeda, dans le grand Sud, ont eu droit à un soutien alimentaire, grâce aux actions humanitaires effectuées par les représentants de l’Ong « Ecole du Monde » dans cette partie du pays. Une initiative qui répond directement à l’appel à contribution lancé par la Princesse Mahafaly Ramanampisoa. «Nous avons décidé d’agir…

Toutes les tentes inoccupées doivent être abandonnées. On persuade les sinistrés, soit à retourner chez eux, soit à rejoindre le site d’hébergement d’Andohatapenaka. Au final, il ne doit rester à Tana que le site d’hébergement des sinistrés sis à Andohatapenaka. Ce qui signifie que tous les autres foyers d’accueil d’urgence dans les autres endroits de…

Nisehoana fanafihan-jiolahy teny amin’ny faritra Alasora tamin’ny faran’ny herinandro teo. Lasan’ireo mpandroba tamin’izany ny vola mitentina hatrany amin’ny 400 000 ariary. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa niisa fito ireo jiolahy ary nitondra basy mahery vaika. Nopohiriny tamin’ny “barre à mine” ny varavarana dia teo ry zalahy no niditra nanao hamboletra. Vao tao an-trano izy ireo dia…

Ady saritaka no niafaran’ny fangataham-bady, tany ambanivohitry ny kaominina Ankililoaka Toliara II, ny alatsinainy teo. Fahataram-potoana no fototry ny olana, hoy ny vaovao voaray avy tany an-toerana. Niteraka fimenomenonana teo amin’ny havan’ny vavy izany, satria ny asabotsy teo no tokony ho natao ny fangataham-bady, kanefa afak’omaly vao raikitra, satria mbola nanara-dia omby very lasan’ny dahalo…