Month: juillet 2015

Les « Faradoboka » des uns et des autres candidats ont clos hier la campagne de propagande électorale sur l’ensemble du territoire. Les candidats ont surtout appelé les électeurs au devoir de vote le jour du scrutin. La plupart redoutent les fraudes électorales. Mais la CENI-T est confiante au travail qu’elle a réalisé pour que cette élection…

Tsy tontosa ilay fanafihana noho ny hamailon’ny mpiambina, izay nampiasa ny « alarme » avy hatrany no sady nampandre ny mpitandro ny filaminana ihany koa. Ny harivan’ny talata teo, manodidina ny tamin’ny fito ora, no tonga ireo mpanao ratsy. Izany hoe fotoana fohy taorian’ny nidian’ireo tsena tao anatiny. Rifatra nitsoaka kosa ireo jiolahy nanoloana ny fepetra noraisin’ny…

Nitrangana fanafihan-jiolahy nirongo basy indray tany amin’ny distrikan’ Ankazoabo Atsimo, ny alin’ny alatsinainy hifoha talata teo, tokony ho tamin’ny roa ora maraina. Tranona mpitsabo iray miasa ao amin’ny hopitaly Salfa, monina ao amin’ny fokontany Ankalirano Mahafaly, no norobain’ny dahalo am-polony, ka lasa avokoa ny entana rehetra sarobidy tao an-trano zakan’ireo malaso. Voaambana basy ny tompon-trano.…

Raim-pianakaviana iray no namoy ny ainy vokatry ny tifitra variraraka nahazo azy. Io no vokatry ny fanafihan-jiolahy maherivaika nitranga tao amin’ny fokontany Morondava Nosifeno, any amin’ny distrikan’i Midongy Atsimo, ny alahady teo. Jiolahy efatra nitondra basy no nanafika tokantrano iray tao amin’ny tanànan’ Ambinany. Lasan’ireo jiolahy tamin’ity fandrobana niharo vono olona ity ny lelavola mitentina…

Le Général Florens Rakotomahanina, Commandant de la circonscription interrégionale de la gendarmerie nationale d’Antananarivo, a été ferme hier. « Il n’y a pas de place pour quiconque aurait une mauvaise idée de saboter l’élection à Tana », martèle-t-il, lors d’une conférence de presse qui s’est tenue, à Ankadilalana. Face à la rumeur d’une possibilité d’acte de déstabilisation,…

Ny mpitandrina sy ny Fiangonana ary ny raiamandreny ao amin’ny FJKM Betoho Fehizoro dia manasa antsika Taranaka rehetra, na ny lavitra na ny akaiky, ho tonga any an-tanindrazana noho ny Andron’ny taranaka 2015, izay hotontosaina ny sabotsy 01 aogositra sy ny alahady 02 aogositra izao. Hifampahery sy hanome voninahitra an’Andriamanitra isika koa tongava maro. Hisy…

Energie : La compagnie américaine Symbion s’installe pour réduire les coûts de production

La solution Symbion Power pourrait être finalement la bonne pour permettre à la Jirama de retrouver une compétitivité et de satisfaire les besoins des usagers. De 35 cents à 40 cents le KWh actuellement, le coût de production de la Jirama descendra à 16 cents le KWh. C’est l’un des effets immédiats que provoquera le partenariat…